<---- diso fanantenana d haleo miverina.

1. rajoelina ( 11/06/2008 08:40)
Ny gasy t@ 1960 angamba nitotona t@ tany koa ny lohany ^:^ mitovy amiko zany :lol:

Zah ranga frantsay ah, tsy tiako ny mahagasy rery ahy. Izany akory tsy midika we tsy malagasy aho. Fa ra mbola frantsa zao i Mscar de mba nilay ery. Noho izany, zah tsy mirevy mankalaza ny 26 jona. Tena tsy reviko. Tena diso fanantenana isika.

Ary nareo?

;-)
novalian'i xxx ny 25/06/2008 03:42
2. XxxX ( 11/06/2008 09:10)
rajoelina:

Ny gasy t@ 1960 angamba nitotona t@ tany koa ny lohany ^:^ mitovy amiko zany :lol:

Zah ranga frantsay ah, tsy tiako ny mahagasy rery ahy. Izany akory tsy midika we tsy malagasy aho. Fa ra mbola frantsa zao i Mscar de mba nilay ery. Noho izany, zah tsy mirevy mankalaza ny 26 jona. Tena tsy reviko. Tena diso fanantenana isika.
tena efa mivika v ialahy rajoko ? f frantsay aoana ialahy zany? nga tsy espagnol lahy?


3. rajoelina ( 11/06/2008 09:14)
XxxX: ka eto anie lesy misy adala, hendry sy ny mivika ihany koa... de mba samy mamoaka ny heviny sy dinika! ;) sa ahoana hoy elah???

;-)
4. xxx ( 11/06/2008 11:51)
Diso miolaka lotra zany déviation-nareo zany ry akama. Aiza ho aiza @ lalana nizoranao no nisy an'io "panneau de signalisation" fôpla io fa hongotako miala eo sao de mamarina an-kady ny namana sisa. :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. bida ( 11/06/2008 11:59)
rajoelina : Mila miresaka @ Salmo mihitsy aloha ialahy letsy, manaova nareo mitsam mise au point vao miteny ny iray :-D :-D :-D
6. rajoelina ( 11/06/2008 12:36)
* Zanan-tany frantsay i Mscar taloha.

* Frantsay ny Malagasy taloha. ( = frantsay ny reunion amzao fotoana).

Tsy aiko we iza no tena nitontona t@ tany ny lohany de milaza fa haleo irery isika kanefa misy an'ilay ohabolana iny we: izay misaraka fasika zay, ary mitsambatra vato. Izaho tsy ti hisaraka amin'ny France... satry izaho mbola frantsay hatramzao, satry mbola hananako ny karampanondroko frantsay. Za tsy gasy taratasy fa tena frantsay malagasy, ny 26 jona tsy akalazaiko. Ôtrany we tsisy zany amiko fa adalana be. * Mscar zanan-tany frantsay. Vive la France, vive Mscar. Zay tsy faly mibotsina.

;-)
7. xxx ( 11/06/2008 12:41)
bida:
rajoelina : Mila miresaka @ Salmo mihitsy aloha ialahy letsy
ou est salmo? :-D :-D
8. xxx ( 11/06/2008 16:35)
salmo, rajoelina, espagne, .... =)) =)) =)) =))
9. kiadi ( 11/06/2008 16:46)
efa tsy mifoka tsony le io fa efa mitsindrona mintsy fa me gravy ny dinika =)) =))
10. karinah ( 11/06/2008 17:07)
rajou: ny ahy ny hevitro dia tsy misy tsara ohatra ny mahaleo tena, manana ny mahaizy azy, fa tsy hiankina foana, marina fa be ny tombontsoa azo taloh mety oe tsy de be ny noana, ny matory any ivelany fa anefa ao ambadik'izay ny harenan'i Mkara dia lasan'ny frantsay avokoa satria izy no nitantana, izay anie le tsy haneken'ny oul le izy fa tsy oe akory te hizesta haleo tena na oe inn, sady hafa ihany moa izany oe mba mahavita tena izany ee, fa ny fitonjana malagasy angamba no tsy de nahay na tsy fantatro lotra de tonga ny mosary, fahantrana, sa mbola takaitra navelan'ny frantsay koh ny mahatonga izany, mety ho izay ihany koa, satria mba nanan-karena ihany anie Mkara e, vatosoa, volamena, fambolena, sns, manginy fotsiny ny fanandevozana, konnklisiôako>>>>zà tsy pour oe firenena hafa ny hitantana ny tanindrazako! hevitro manonkana, tsy hifanerena oe tsy maintry arahina! ameeeeen!lol :wink:
11. Belami ( 11/06/2008 17:32)
rajoelina : corriger o letsy le hevitra dieny mbola tsy tara a
12. enteme ( 12/06/2008 12:31)
atsipy ny tady eny antandroky ny omby ary atsipy ny teny ho ao am-pon'ny mahalala ka mba teny kely ho an-drajoelina : "avadio im-pito aloha ny lela vao miteny"
tena mampihorin-koditra mihitsy ny zavatra ambaranao
13. belakely ( 12/06/2008 14:26)
aza mikorapaka be ohatr'izany isika fa izay mihitsy no tian-drajo ahatongavana :lol: 8O :D :roll: :?: :evil:
ny anarany aza anarana gasy koa sa ahoana rajo vaza????????
14. xxx ( 12/06/2008 14:57)
dia maninona raha izay no tiany hahatongavana????? izay no mba reviny te ho gasy vazà!
15. karinah ( 12/06/2008 19:31)
hanao tahakan'ireo mbola voazanaky ny frantra, guada,ect... mizesta ery ny sasany oe zay fantsay, anefa ts mahleo tena , de in ny dikany? imehezan'ny maintsy namany sasany ftsn!!mmhh..
16. mmmhh ( 13/06/2008 07:16)
Ny gasy t@ 1960 angamba nitotona t@ tany koa ny lohany mitovy amiko zany

Zah ranga frantsay ah, tsy tiako ny mahagasy rery ahy. Izany akory tsy midika we tsy malagasy aho. Fa ra mbola frantsa zao i Mscar de mba nilay ery. Noho izany, zah tsy mirevy mankalaza ny 26 jona. Tena tsy reviko. Tena diso fanantenana isika
.
ovao le fomba fitenin'i Jou azy, lazao fotsiny hoe, rah nijanona ho zanatany frantsy isika tsy ohatr'izao, mety niadana kokoa, ka rah afaka nisafidy Rajou de aleonao mijanona ho zanatany? Zay ve le tianao ahatongavana?
17. endrika01 ( 13/06/2008 09:16)
Rajoelina>aiza kosa e,ny fankalazana izany nahazahoana ny fahaleovantena izany dia zavatra faran\'izay sarobidy,hoan ny tany,na firenena iray afaka teo ambany jioga na fanjanahan ny hafa azy!Ny hoe hiverina,angamba ny mandroso zao ny tanjona,satria i Madagascar dia tany an-dalam-pandrosoana ka hiemotra na hiverina aiza ndray moa izany 1 pa ana va dia 3 pa ana ariera ndray zany!Tsy aleo ve manao dian-tanalahy;ny lasa itodihana ny hoavy banjinina!Zany hoe jerena akaiky ny côté positive sy ny négative nisy t@fanjanahana sy ny fahaleovantena!======>t@mbola zanan-tany ny Malagasy dia nahavita namaky tendrombohitra maro,nanaovana ireny Arabé migodana hitany besinimaro ireny ary lovain ny taranaka nifandimby hatr@zao,ireny lalam-by retra ireny;ekena fa nampanaovina travaux forcé ny malagasy t@zany;hoan\'iza anefa ny tombotsoa????Hoany Malagasy!!!!Amin zao ve misy malagasy manana fahavonona hahavita hoatr ireny????An,an,mitady tany malemy hanorenam-pangady aby,tokony tsy nanafatra vahiny akory zao nanatsara ireny lalana ireny;fa ny samy malagasy no niketrika de ny vola sasany mba narotsaka ho ao @tahirim-pirenena!!!!Kou ny Gasy lasa kamo aby!Hi hi hi zah aloha tsy miombon-kevitra ny fanafoanana ny 26jona e,betsaka ny aina nafoy maritiry,ka tsy voatery ho ny 29mars irery ihany no hahatsiarovana ireny,tranga marobe talohan\'ny fahaleovantena ireny;fa io andro ny 26jona io ihany koa;dia rodony miaraka @lay hira we:ZANAHARY Ô TAHIO NY TANINDRAZANAY,HANDROSO LALANDAVA,HANDRY FEHIZAY....NY MPITONDRA ANAY AROVY LALANDAVA KOA TOLORY SAINA HENDRY ,KINGA SY MAHAY...de azo tohizana io e asiana andalany vaovao oh we:ny daholo be,ahay hiara-hiasa koa,handrava ny hakamoana,ny hafetsifetsena!Dia ho foana avokoa ,vono ratra,hala-botry....Tohizou njay e:D:D:D
18. niryna ( 13/06/2008 17:19)
rajoelina:

* Zanan-tany frantsay i Mscar taloha.

* Frantsay ny Malagasy taloha. ( = frantsay ny reunion amzao fotoana).

Tsy aiko we iza no tena nitontona t@ tany ny lohany de milaza fa haleo irery isika kanefa misy an'ilay ohabolana iny we: izay misaraka fasika zay, ary mitsambatra vato. Izaho tsy ti hisaraka amin'ny France... satry izaho mbola frantsay hatramzao, satry mbola hananako ny karampanondroko frantsay. Za tsy gasy taratasy fa tena frantsay malagasy, ny 26 jona tsy akalazaiko. Ôtrany we tsisy zany amiko fa adalana be. * Mscar zanan-tany frantsay. Vive la France, vive Mscar. Zay tsy faly mibotsina.

;-)
odryyyy


:roll:
19. miangalyandria ( 17/06/2008 09:48)
Toran'ny hehy aho marina mafy ! Mba lalina indray izany dinika izany moa !
20. xxx ( 25/06/2008 03:42)
Ny ahy indray dia ity no mba tsikaritro:
izaho dia malagasy - malagasy ray, malagasy reny, malagasy ra ary malagasy taratasy.
Ianao ve mipetraka Lafrantsa ohatra ataon ny olona hoe Frantsay sa ataon ny tompon tany hoe vahiny - anao mamaly na aiza misy anao na aiza ankaotra an i Gasikara.
Dia ny mahavariana indray anefa - sa mampalahelo moa izany: rehefa mba mandalo Madagasikara toa tsy ataon ny olona Malagasy intsony fa lasa vazaha hono...Fa vazaha @ ahoana moa izany....Ny tena miteny malagasy tsara izao, tsy miaingitra fa miverina @ izay fanao ihany...Fa dia efa ataon ny olona tsy isanny tompon tany fotsiny tsotra izao...
Indraindray mahatsiaro ho very rehefa toa sady tsy an ny atsy no tsy an ny aroa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6421