i dada sy neny rehefa miteny; dia tsy maintsy hajaina
1. kotolita
(
09/06/2008 05:43)
mitady ny tononkira an'io hira io aho; izay mahay dia mba handefaso
novalian'i Samoana ny 09/06/2008 15:22
2. xxx
(
09/06/2008 06:08)
I Dada sy Neny rehefa miteny
Tsy maintsy hajaina
Fa fototry ny aina
Matoa lasa ambony
Ireo mamin'ny fony
I Dada sy Neny
No fototr'ireny
hatreo kalou.....no hay !
Tsy maintsy hajaina
Fa fototry ny aina
Matoa lasa ambony
Ireo mamin'ny fony
I Dada sy Neny
No fototr'ireny
hatreo kalou.....no hay !
3. Nanoo
(
09/06/2008 09:21)
Ity misy tadidiko kely
Aza adinoina ilay fijaliana
Niharetan'i Neny hatramin'ny ela
Nisotro ny rano tsy tiana irery
I Neny Malala no nizaka ireny
Aza adinoina ilay fijaliana
Niharetan'i Neny hatramin'ny ela
Nisotro ny rano tsy tiana irery
I Neny Malala no nizaka ireny
4. Samoana
(
09/06/2008 14:03)
xxx:
I Dada sy Neny rehefa miteny
Tsy maintsy hajaina
Fa fototry ny aina
Matoa lasa ambony
Ireo mamin'ny fony
I Dada sy Neny
No fototr'ireny
hatreo kalou.....no hay !
...Ny zaza manjeny rehefa tafita
Ny RaD hodiana tsy hita
Ny zaza manoa manara-dalàna
Ataony ho soa 'reo vy nahitàna
5. Samoana
(
09/06/2008 15:22)
Samoana:
xxx:
I Dada sy Neny rehefa miteny
Tsy maintsy hajaina
Fa fototry ny aina
Matoa lasa ambony
Ireo mamin'ny fony
I Dada sy Neny
No fototr'ireny
hatreo kalou.....no hay !
...Ny zaza manjeny rehefa tafita
Ny RaD hodiana tsy hita
Ny zaza manoa manara-dalàna
Hajainy ho soa ireo vy nahitàna
(fanitsiana kely)
