sakafo fataonareo ho an'ny zanakareo

1. nenipita ( 07/06/2008 11:40)
hevitra ity ny anah an :

Maninona moa isika raha mba samy milazalaza hoe inona no sakafo fataontsika ho an'ireo zaza refa WE e:

Nena oh : izao de : mbola hanao godrogodro e

tongava ary ny rehetra o
novalian'i pseudo38 ny 14/06/2008 16:08
2. fahamarinana ( 07/06/2008 16:28)
:arrow: Ny ahy nanaovako mofobaolina tam zoma fa toa za irery koa no toa niletra azy teo.Ry zalahy mihinana 2 na 3 dia vita fa za no tenda-kanina mandany azy.Tsy hita moa fa amin'izao fiainana efa miha-lafo sy miha-sarotra izao dia tsy tsara hono ny manary sakafo fa aleo taperina daholo..sady tsy fanao koa,sa ahoana ? :-D :-D (l)
3. karinah ( 07/06/2008 20:00)
ny fataoko matetika sady tin'ny zanako be : crèpes ary ny caca pigeon... ny anareo in?
4. endrika01 ( 07/06/2008 20:03)
Inona ankia zany godrogodro zany?
5. kelly13 ( 07/06/2008 20:43)
floraline kou ry reto tin'ny ankizy a! d ny fanaoko kou cheveux d'ange d ataoko @ kub'or fa mihontsanontsana mintsy ny zaza, hahahaha! tsotra sady vety² nefa succès b
6. ni81 ( 07/06/2008 21:04)
Inona ankia zany godrogodro zany?

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4847aa5b5b0a0#m484a8cedaa7b7
7. karinah ( 08/06/2008 01:18)
mba omeo re7 n'izany akia kelly13 ah! mici! :P
8. fahamarinana ( 08/06/2008 08:37)
:arrow: keliterezy :inoana ndray lay floraline sy cheuveux d'ange aloha ry kala fa tsy haiko,mba asivo re7 akia mba jerena.Za tsy dia mahay gateau vazaha ankoatran'ny gateau au yaourt dia crepe (à ma facon fa tsy manaraka re7,zany hoe mety ho hafahafa noho ny fanaon'ny olona ny ahy fa mangeable kosa satria lany ihany )angaha... (l)
9. fahamarinana ( 09/06/2008 14:55)
karinah:

ny fataoko matetika sady tin'ny zanako be : crèpes ary ny caca pigeon... ny anareo in?



:arrow: ahoana ny fanaovan'ny karinah ( na izay mahalala sy nanandrana ilay re7 ) caca pigeon fa ny re7-ko lasa mafy be toy ny vato raha tsy ohanina tout de suite nefa mba te hitahiry elaela.stp,merci !!!!(l)
10. kelly13 ( 09/06/2008 16:04)
ny floraline ankia eny @ rayon pate sa farine (tena tsy tadidiko marina mafy :oops: ) a, d ny cheveux d'ange ôtran'ny vermicelles iany fa c encore plus fin! boite bleue sy jaune izay izy ny floraline (boite de 500g)

floraline, sucré na salé, ze itiavanareo azy: ampangotrahana ny ronono d asina beurre d asina siramamy na sira d arotsaka ny floraline et basta, miam miam b (za kou tia b le floraline, mihontsanontsana mintsy mihinana azy)

ny cheveux d'ange indray d ampangotrahako miaraka @ rano ny 2 carrés de kub'or (le iray fonosana iny zany e), d arotsako ny cheveux d'anges, d aveo asiko beurre na vache qui rit, fa hum, matsiro kou!

ny vary mena atao vary sosoa d andrahoana miaraka aminy ny karôty sy ovy kou, d refa masaka d potserina mitambatra dol reo d asina vache qui rit, andramo nge fa tsisy ankizy tsy tia ireo re7 mora d mora nomeko ireo e. sady moindre cout no mora vita :wink:
11. fahamarinana ( 09/06/2008 16:15)
:arrow: ok merci bcp keliterezy.Tena hatavy ndray zany raha zao no mitohy,marina moa sady ny vokansy efa ho avy rahateo. (l)
12. nenipita ( 12/06/2008 07:54)
zay nbdray vo tonga fa miala tsiny, de misotra ry Kelly 13 fa tsy mbola naheno na nanao ireo voalazanao ireo indray zah fa de misotra e.

Karinah>>> aiza marina le re-7 cacapigeon ndry e
haingana o
13. pseudo38 ( 14/06/2008 16:08)
Manao ahoana i Neny,
Marina tokoa ny hevitrao saingy hoy aho : "Moa ve mba nanao lakozia ianao tany an-toerana ?"
Izaho miteny anao 52 ans (dont 30 ans en France) lehilahy nitoetra tao Tana. Ny vadiko koa gasy mitovy taona amiko ary notoetra tao Tana koa.
Sanatria tsy hanome tsiny akory aho fa hanome "conseils".
2 lahy ny zanakay mivady (18 et 20 ans). Mihinana n'inon'inona ireo. Sakafo gasy, vazaha, sns... Satria nozaharina t@ izany. Mihinana vorivoron-kena ireto, foie, sns... Na inona na inona no haroso azy dia mihinana izy satria nampianarina ho tahaka izany. Avy eo, anareo ray aman-dreny no mampianatra azy hihinan-kanina !
Tsy misy mora sy tsotra tahaka ny sakafo gasy (afa tsy ny voanjo-bory sy ny ravin-toto).
- Hen'omby sy épinards congelés.
- Saucisses sy ovy na haricots verts surgelés.
- Hen'omby ritra
- Rambon'omby ritra
- Truites au beurre (mais il faut leur apprendre à enlever les arêtes).
- Tripes à la malgache.
- Adikena sy voatabia sy tongolo.
- Vao-kena ---------"------------------.
- Langue de boeuf (mais il faut prendre le temps de la préparer)
- Pieds de porc à la malgache, etc....
De temps en temps Mac Do (1 fois/mois), mais au bout de quelques tps, ils se sont lassés.
- Les Mac Do, pizzas ou autres, j'achète les ingrédients et je prépare tout à la maison. C'est bon et meilleur marché.
Et si tu as le temps, tu peux aussi faire des saucisses gasy ou hena bolina. Et tu manges ça avec du vary @anana.
- Tu pourrais aussi faire du fozakely sy hena-kisoa. Certes, les fozakely sont assez onéreux à l'intérieur des terres.
Je te dis, si tu as fait la cuisine au pays, ça ne doit pas te proposer de pb.
Bisous


-
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0852