26 Jiona Frantsa: Hafatra t@ Ambasady

1. hery ( 06/06/2008 12:02)
FILAZANA
Noho ny Fitsigerenan’ny Fetim-Pirenena Malagasy dia hafaliana lehibe ho an’Andriamatoa Lehiben’ny Masoivohon’i Madagasikara eto Frantsa sy Ramatoa NARISOA, Ramatoa Irène RABENORO, Solotena Maharitry Madagasikara eo anivon’ny UNESCO, Solotena manokan’ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara eo anivon’ny Francophonie

No manasa anareo amin’ny fiaraha-mikorana izay hatao ny Alakamisy 26 Jiona 2008 ao amin’ny Residence de Madagascar 1, boulevard Suchet 75016 Paris,
manomboka amin’ny 6 ora sy sasany hariva ka hatramin’ny 11 ora alina.

Ny taratasy fanasàna dia raisina ao amin’ny Masoivoho 4, avenue Raphaël 75016 Paris

Manomboka Ny Talata 10 jiona
- amin’ny 9 ora sy sasany ka hatramin’ny 12 ora
- amin’ny 2 ora sy sasany ka hatramin’ny 4 ora hariva.

Fanasana iray isaky ny olona iray, ilaina ny mitondra kara-panondro amin’ny fakàna ny taratasy fanasàna.

COMMUNIQUE DE PRESSE

A l’occasion de la Célébration de la Fête Nationale de Madagascar,
S.E. Monsieur l’Ambassadeur de la République de Madagascar en France
et Madame NARISOA, S.E. Madame Irène RABENORO, Ambassadeur, Délégué Permanent de la République de Madagascar auprès de l’UNESCO Représentant Personnel du Président de la République de Madagascar auprès de la Francophonie

Ont le plaisir de vous inviter à la réception qui se tiendra à la Résidence de Madagascar sise au 1, Boulevard Suchet, le Jeudi 26 Juin 2008 de 18h30 à 23h00.

Les cartons d’invitation individuels sont à retirer à partir du mardi 10 juin, de 9h30 à 12h00 et de 14h30 à 16h30 à la Chancellerie sise au 4, avenue Raphaël 75016 Paris.

Pièce d’identité obligatoire.

novalian'i antihery ny 09/07/2008 14:44
2. xxx ( 06/06/2008 12:05)
ary raha tsy manana kara-panondro de aona ? :-) nenah mako very :p
3. Gie ( 06/06/2008 12:06)
misaotra fa voaray ô !
4. fahamarinana ( 06/06/2008 13:50)
:arrow: misaotra nampita e (l)
5. ni81 ( 06/06/2008 14:36)
ary raha tsy manana kara-panondro de aona ? nenah mako very
karatr'ankihibe entina :-D :-D :-D :-D
6. rabingogilabanga ( 06/06/2008 14:55)
tsara ny manao fanasana, saingy misy zavatra mba tsara ho marihina;
-dia tsy misy fotoana, na zavatra hafa azo ivoriana ao @ ambassade koa ve , zavatra urgent, na manahirana, na moba ny fiainana any dago,

ankoatran'ny manao fety.

io foana manko no natao depuis 48 ans izao.
7. Gie ( 06/06/2008 15:56)
rabingogilabanga:


ankoatran'ny manao fety.

io foana manko no natao depuis 48 ans izao.
na firenena aiza na firenena aiza tsy maintsy misy io fety io ! na tany mahantra na faran'zay manakarena !

ohatra we enao zao ve de tsy mba hi-feter ny annif-nao ? io aza Firenena


8. hery ( 06/06/2008 16:04)
rabigogilabanga> Anjaranareo zany :-)

Tsy voatery hiandry Ambassade nareo vao tokony hifampidinika, hivory sns, momba ny fiainana Dago na ny fiainan'ny Malagasy aty ivelany.

Misy tokoa ny associations, fikambanana sns. izay mandray anjara sy mivory na dia tsy ao amin'ny ambassade aza. Sa mba efa mandray anjara amin'ireny ianao? :-)

Aza mitady ny tsy misy fa izay misy hamafisina.
9. Gie ( 06/06/2008 18:55)
hery:


Tsy voatery hiandry Ambassade nareo vao tokony hifampidinika, hivory sns, momba ny fiainana Dago na ny fiainan'ny Malagasy aty ivelany.
sady tsy misy hidiran'fetim-pirenena....


10. fijo ( 06/06/2008 20:00)
za vao naika hamaly fa efa voalazan'i hery.
rehefa tsy faly amin'ny fetimpirenena an,dia mivoria manokana mandinika izay tiana hoatao amin'ny tetezamita.

ao amin'ny tananan'i sarkozy ao toa misy olona hafaka handray naareo amin'izay,ary tsy maninona na tsy misy taratasy aza
11. xxx ( 07/06/2008 12:02)
hery ilay karampanondro ve tsy maintsy hoe karampanondro vaza sa tsy maintsy hoe karampanondro gasy sa na gasy na vaza de mety daholo .ary pasporo koa ve mety ?
12. xxx ( 07/06/2008 17:18)
xxx:

hery ilay karampanondro ve tsy maintsy hoe karampanondro vaza sa tsy maintsy hoe karampanondro gasy sa na gasy na vaza de mety daholo .ary pasporo koa ve mety ?



Pièce d'identité angamba no dikany ka, satria tsy voatery hanana CIN vazaha daholo ny gasy, moa normalement tsy afaka mitondra CIN gasy mivoaka ny territoire, soloina carte consulaire io rehefa mivoaka any ivelany

Passeport angamba na carte consulaire izany
13. diamondra27 ( 10/06/2008 09:51)
hery: ary oviana ny fety nationaly any italy fa tsy tratra ny aty france:-D :-D :-D

le ol sasany koa efa mba natoro we zao sy zao de mbola mila voatsihary foana fa tonga de atsoy ny ambasady ra misy fanintaniana e
hery nge zany mba nampita le invitation fotsiny e


cocktail no aleha any de kabary de misy mpihira invites na mpandihy sns

de miresaka de manao paparazzi

mazotoa doly nareo ze ho any e
14. antihery ( 09/07/2008 14:44)
diamondra27:

hery: ary oviana ny fety nationaly any italy fa tsy tratra ny aty france:-D :-D :-D

le ol sasany koa efa mba natoro we zao sy zao de mbola mila voatsihary foana fa tonga de atsoy ny ambasady ra misy fanintaniana e
hery nge zany mba nampita le invitation fotsiny e


cocktail no aleha any de kabary de misy mpihira invites na mpandihy sns

de miresaka de manao paparazzi

mazotoa doly nareo ze ho any e



Ny eo ambany maso JERENA fa aza manakatra ny tsy takatrin'ny saina e!
jereo @ Intenet refa tsy hay

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1779