manimba charma

1. xxx ( 04/06/2008 10:59)
misy sipa hitanao hoe tena manja be ,kotinao ary ty sipa ity ,any ka zakanao ,
mangetotra tampoka lay sipa ,mahagaga ihany re zany a! tena manimba charma ny sipa mangetotra ,ny cousinako ko niteny any zany :lol: inona ny hevitrao fa za mahita hoe mahagaga tokoa zany sipa manja be zany ary tsiriritina kanefa mangetotra tampoka lay sipa lazao ary ny hevitrao ary aza menatra an
novalian'i mbaliana ny 05/06/2008 16:35
2. xxx ( 04/06/2008 11:27)
manao firesaka rajou iz zany! :-D :-D :-D :-D :-D
3. xxx ( 04/06/2008 12:08)
Matoa le izy niseho vahoaka de mety efa fahazarany na koa mba notazoniny ihany fa tsy tàna. Fa ohatry gitraka be zany sipa manjabe mangetotra zany ah! Zany ve raha tonga ao antrano tsy ......tsy azo iraisandamba .......hihihihi
4. mbaliana ( 04/06/2008 13:05)
dia amboary ny fisainana fa ohatra anao ihany io olona io .. ianao koa mety hanao an'izany eo imasony dia ataovy hoe ianao no eo amin'ny toerany...dia mba ahona no ataonao ?.... dia alefaso mihoatra ny orona ny fisainana fa ianao zao no tonga amin'ny fitenenana hoe tsy mahita afa-tsy ny eo ambanin'ny orony !!!
5. RATOVOARY ( 04/06/2008 13:11)
Zay zany le hoe: i Fah-ange-torana e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. tess ( 04/06/2008 13:51)
de manin koa raha tsy atao hoe manja be ilay sipa anefa raha mieritreritra azy hoe mi kaka dia mihena be ny charma
7. ari.malala ( 04/06/2008 13:55)
za mbô gaga!! fa reo xxx miresaka ireo nga ts mba mangetotra sa sampona? ts nataotao fona nge le poezia kely fahizany we etotra ts tana ts mba fahotana fa regleman ny fasalamana hoy ny dokoteran tsaralalàna e! hihihihi! refa ts tana kosa v fa mavesatra ho tanana ao hankarary kibo!!!
8. kiadi ( 04/06/2008 19:48)
tssss! resak'etotra kay ny ato!! tss! laisse béton fa tssss!! :-D :-D
9. sakaizakely ( 04/06/2008 20:42)
kiadi> kita wa ! resaketotry ny tsy ampy taona :-D :-D :-D :-D :-D
10. RATOVOARY ( 05/06/2008 08:17)
Tany aza efa nisy resa-thai fa nofafan'ny tompon'andraikitra angamba fa tsy hitako tsony
11. mbaliana ( 05/06/2008 16:35)
sakaizakely sy kiadi> mody hoe laisse tomber nefa angamba ireo no tena mpiresaka an'izany :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5117