Hay ve na lehilahy aza misy mpamosavy e
1. niryna
(
27/05/2008 17:37)
Nisy ramatoa nanambady ka isaky ny alina dia toa mivoraka foana hono ny lohany. Nifoha hono izy dia tsy teo am-pandriana ilay vadiny kanefa noho ny maraina dia io teo indray.Nanana eritreritra hafa ity ramatoa ka nikarokaroka eraky ny trano.Nahita vilany tany ngezabe roa izy ary nosokafany ilay izy ary bibilava ngezabe no tao.Nahoriny ny entan-keliny ary saika tsy zakan'ilay izy noho ny tahony.
Ataon'ny mpamosavy inona ry ireto ny bibilava?
Hay tsy ny vavy ihany no misy mamosavy fa ny lahy koa ?
Inona no tantara henonao mikasika ny mpamosavy?

novalian'i endrika01 ny 13/06/2008 17:39
2. tess
(
27/05/2008 20:20)
Hay ve na lehilahy aza misy mpamosavy e:-D :-D :-D :-D :-D ny titre no tena mampmé ahy :-D :-D :-D :{
3. Jeankely
(
27/05/2008 21:12)
Lehilahy no tena lehiben'ny mpamosavy raha araka ny tantara. Ny fiompiana vorondolo sy bibilava mitovy ihany raha ny fahitako azy. Aza adino fa tsy ao Madagasikara ihany no misy resaka mpamosavy.
4. zandikely
(
28/05/2008 12:47)
Jeankely:
Mpamosavy= Sorcier
Tsy marina ny hoe ao Madagascar iany no misy resaka mpamosavy. Mandehana amin'ankamaroana firenena Afrikanina ireny fa marobe ny zavatra tahaka izany.
Raha manaraka ny tantaran'ny Madagascar dia zavatra nentin'ireo nifindra monina teto Madagascar ireo avy tamina firenena hafa, niaraka tonga tamin'ireo Sikidy sy Ikelimalaza daholo ireo.

5. ramistiana
(
28/05/2008 14:22)
Tokony mba novaina kely ilay lohanteny e!
ohatra izao ilay voalazanao eo ambany io.
fanamarihana kely fotsiny.
ohatra izao ilay voalazanao eo ambany io.
Hay tsy ny vavy ihany no misy mamosavy fa ny lahy koa ?
fanamarihana kely fotsiny.
6. ramistiana
(
28/05/2008 15:32)
Lohanteny
Toa ohatran'ny hoe ilay lehilahy ny tena asongadina be eto.
Fa na izany aza ny vehivavy no tena betsaka mpiangaly an'izy io.
Vao haingana izao tao an'...,aleo tsy holazaiko ny anaran'ilay tanàna sao tsy mety.
Nisy 14 vavy tratra ambodiomby namosavy,ary matetika no misy tratra ,dia vehivavy foana;mbola tsy nahita aloha aho hoe lehilahy e!
Ary ny tena antony dia ny fitadiavana vaha-olana @ ody fitia ihany no nahatonga ny maro ho lasa mpamosavy.
Ny an'ny lahy mantsy raha manana olana izy dia rehefa tena tsy zakany dia ny toaka ny azy ny vaha-olana.
Ary ny mahagaga dia izao ny lehilahy ihany no tena ampijaliany rehefa azony,asainy mibaby azy,ataony soavaly sns...
Io izany dia valifaty amin'ilay fitiavana ihany e!
Miala tsiny amin'y zavavy aho fa izay ny zava-misy.
Hay ve na lehilahy aza misy mpamosavy e
jeankely:
Lehilahy no tena lehiben'ny mpamosavy

8. niryna
(
29/05/2008 04:04)
tess:
Hay ve na lehilahy aza misy mpamosavy e:-D :-D :-D :-D :-D ny titre no tena mampmé ahy :-D :-D :-D :{
ka vehivavy foana no resahiny hoe mpansavy.
:D
9. niryna
(
29/05/2008 04:08)
Jeankely:
Lehilahy no tena lehiben'ny mpamosavy raha araka ny tantara. Ny fiompiana vorondolo sy bibilava mitovy ihany raha ny fahitako azy. Aza adino fa tsy ao Madagasikara ihany no misy resaka mpamosavy.
Jeankely a,ataony inona ny vorondolo sy bibilava kay ?
tsy mbola nahita aloha aho e fa ilay tsy mahazo miresaka azy amin'ny alina no notenenin'ny lehibe .
Nisy olona izay mbola kely hono izy,dia maditraditra ,mandeha mi-jazz izany ka nisy mpamosavy nanaraka hono izy ary rehefa tonga teo am-baravarana izy dia nanao feo mikentrona ilay olona(mety olona fantany sy mahafantatra azy angamba fa hoy izy hoe"tandremon-tena ny mandehandeha alina irery itoy izao" saika tsy voahidiny hono ny trano :roll: =))
10. niryna
(
29/05/2008 04:11)
zandikely:
Jeankely:
Mpamosavy= Sorcier
Tsy marina ny hoe ao Madagascar iany no misy resaka mpamosavy. Mandehana amin'ankamaroana firenena Afrikanina ireny fa marobe ny zavatra tahaka izany.
Raha manaraka ny tantaran'ny Madagascar dia zavatra nentin'ireo nifindra monina teto Madagascar ireo avy tamina firenena hafa, niaraka tonga tamin'ireo Sikidy sy Ikelimalaza daholo ireo.
angaha i jeankely niteny hoe ao dago ihany,misy azy daholo hoy izy ka.Dia ahoana tokoa izany ry zandikely ,efa nahita angaha hianao?
Ary ahoana koa ilay hoe tsy masina intsony ny fanafody rehefa miampita fiara-manidiny sa tao amintsika ihany izy ireo no naka tapakazo .
Inona izany sikidy sy ikelimalaza kay e ?
:roll:
11. niryna
(
29/05/2008 04:15)
ramistiana:
Tokony mba novaina kely ilay lohanteny e!
ohatra izao ilay voalazanao eo ambany io.
Hay tsy ny vavy ihany no misy mamosavy fa ny lahy koa ?
fanamarihana kely fotsiny.
ka io mihitsy no tiako atao ka,mba hilazana hoe ny vehivavy foana no mahazo loza fa hay na lehilahy aza mba misy manondrana ihany koa.
Inona no filaza ny vehivavy manome fanafody ?
toy ny fiteny ny hoe dada Rabe ,neny Rasoa ve ? sa iza
:D :D
12. niryna
(
29/05/2008 04:20)
ramistiana:
Lohanteny
Hay ve na lehilahy aza misy mpamosavy e
[quote=jeankely]Lehilahy no tena lehiben'ny mpamosavy
marina izany satria tsy faheno na nisy nahalala firy hi.hi
Toa ohatran'ny hoe ilay lehilahy ny tena asongadina be eto.
dia inona tokony no ataon'ny fokonolona amin'izany?
Fa na izany aza ny vehivavy no tena betsaka mpiangaly an'izy io.
Vao haingana izao tao an'...,aleo tsy holazaiko ny anaran'ilay tanàna sao tsy mety.
Nisy 14 vavy tratra ambodiomby namosavy,ary matetika no misy tratra ,dia vehivavy foana;mbola tsy nahita aloha aho hoe lehilahy e!
Ary ny tena antony dia ny fitadiavana vaha-olana @ ody fitia ihany no nahatonga ny maro ho lasa mpamosavy.
Ny an'ny lahy mantsy raha manana olana izy dia rehefa tena tsy zakany dia ny toaka ny azy ny vaha-olana.
Ary ny mahagaga dia izao ny lehilahy ihany no tena ampijaliany rehefa azony,asainy mibaby azy,ataony soavaly sns...
Io izany dia valifaty amin'ilay fitiavana ihany e!
Miala tsiny amin'y zavavy aho fa izay ny zava-misy.
Nisy olona iray indray nanankarena be izy io fa efa maty izy taty aoriana,nahatratra olona fantany hono izy dia nolazain'ilay mpamosavy hoe aza lazaina aho fa omeko vola hianao ,dia tsy noteneniny mihitsy ny anaran'ilay olona mandra-pahafatiny fa izy kosa dia lasa nanan-karena be
:roll: ,tantara tena nisy io
13. niryna
(
29/05/2008 04:22)
tess:
refa afrikan zany de misy mpams dool e!
mety rehefa firenena angamba fa ny anarany no tsy mitovy : mpamosavy,sorcier(e),witch..sns sa mety tsy mivoaka alina ireny fa tsy mahita fasana ?
14. endrika01
(
13/06/2008 17:39)
GAZETIKO(VAOVAO MISONGADINA ANDROANY 13/06/08) Rangahy tratra namosavy.Nodorana ny odiny,nitsoaka tao anaty afo ny tandroka iray. Nangonina t@toerana iray ny odin\'ity rangahy ity dia nodorana kanjo nampisavoritaka ny olona indray. Niatsoana mpimasy iray tena malaza any Sambava mihintsy ity satria efa be ny olona namosaviany.Nampanatsoin\'ilay mpimasy izy noho izany ary nasian io nofongarina avokoa ny ody naleviny teny antokontanin\'olona sy tany an-trano ary tany anaty kirihitra.Rehefa izany dia nangonina t@toerana iray ireo ary nodorana.Rehefa niredareda ny afo dia taitra ny olona nijery fa nisy tandroka iray feno ody nipitika avy tao anaty afo. Nokarohanin ny olona ilay izy nefa tsy hita ny nanjavonany.Toran-kovitra avokoa ny rehetra noho izany ka lasa nitsoaka=))=))=)) tany @tananan Ambohitsara Androranga any Sambava no nitrangan zany ny Talata teo.(mbola misy tohiny ao fa tsy voadikako aby e,de mbô tohizan ny namana,zany a):D