hafakely

1. xxx ( 16/05/2008 17:06)
:( mba nahita vé nareo mpivady vita fisarahana tanteraka tany amin'ny fitsarana nefa mbola miaraka toy ny niady ireny fa mbola mpivady ihany,mba lazao fa tena mahavariana,inona ny antony nanenina sa natsapa ny adisoana :!:
novalian'i cutie ny 22/05/2008 20:40
2. ravakamalala ( 16/05/2008 18:06)
mbola tsy nahita aho aloha fa raha mahita an'izany aho dia tena hoy aho hoe : olona tsy ampy fahamatorana fa mila mihevi-tena kely.
Indrindra moa raha hoe fanambadiana tany am-piangonana no efa natao.
3. manuela ( 16/05/2008 18:25)
tsy nahita
4. Belami ( 16/05/2008 18:58)
za koa mbola tsa nahita rô!!!
5. xxx ( 16/05/2008 18:59)
ny tsa hafa ary ny rô hafa!!!! :-D :-D
6. Belami ( 16/05/2008 19:10)
xxx:

ny tsa hafa ary ny rô hafa!!!! :-D :-D



=)) =)) =)) =))
7. xxx ( 17/05/2008 07:56)
Belami:

za koa mbola tsa nahita rô!!!



:oops: tena nisy fa adinoko tokoa no nilaza fa mbola tsy niteraka izy roa ,mpatoa aho niteny io dia hitan'ny masoko ary za ko mba gaga hoe tsy mato-tsaina io sa izany no tena fitiavana hafakely :^)
8. mangidy ( 17/05/2008 12:05)
Satria mbola tsy maty tsara ilay afompitiavana niredareda
ary mbola misy izay tavela, satria na ny ony maro aza hono....... (l) (l) (l)
9. melody ( 17/05/2008 17:05)
Satria mbola tsy maty tsara ilay afompitiavana niredareda
ary mbola misy izay tavela, satria na ny ony maro aza hono.......

izany ve? :wink: :-D :-D
10. mangidy ( 18/05/2008 20:20)
melody :ieuh izany hono ko :-D :-D
11. cutie ( 21/05/2008 15:21)
mety hoe samy nanenina tampoka ngamba :-D
12. ratonga ( 21/05/2008 19:39)
zah aloa efa naheno hoe vita divorsa ry zareo d niveina nisoratra dray é :-D
13. cutie ( 22/05/2008 18:17)
fa tsy nahita a :-D
14. ratonga ( 22/05/2008 19:17)
notantarain'oul fotsiny :-D
15. cutie ( 22/05/2008 20:01)
de nino :-D
16. mangidy ( 22/05/2008 20:39)
Sambatra izay mino, nefa tsy nahita :wink: :wink:
17. cutie ( 22/05/2008 20:40)
zany an :wink: :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077