pudding
1. kelly13
(
16/05/2008 04:52)
slt dôl,
mba misy mahay recette pudding nature v? pudding le vita @ mofo maina no mba tadiaviko fa tsy le vita @ croissants ohatra!
misaotra ô
mba misy mahay recette pudding nature v? pudding le vita @ mofo maina no mba tadiaviko fa tsy le vita @ croissants ohatra!
misaotra ô
novalian'i haritianah ny 21/07/2008 16:45
4. fahamarinana
(
16/05/2008 08:30)
:arrow: :-D :-D Za koa toa any Kiadi,mihinana no tena haiko fa ohatran'ny mora be aloha an,andraso hikaroka aho (l)
5. fahamarinana
(
16/05/2008 08:36)
:arrow: ity no hitako faran'ny simple indrindra,marihiko fa mbola tsy nandramako ka tsy haiko na mety na tsia an...fa ny mahagaga ahy fontsiny dia atao bain marie no fahandro azy no efa hitako nefa eto tonga dia miditra four ka asa raha maina be avy eo na ahoana an.... (l)
Le pudding
Ingrédients pour 8 personnes
cuisson 45 mm à 180 ( th 6)
200g de pain
1/2 litre de lait
4 oeufs entiers
100 g de sucre
1 - Dans un saladier, faîtes tremper :
200 g de pain
+ 1/2 litre de lait
+ 4 oeufs entiers
+ 100 g de sucre
2le moule beurré de votre choix
Cuisson : 45 mm à 180 ( TH 6 ) dans four préchauffé.
Vous pouvez servir ce pudding nature ou alors avec chaque tranche dans une assiette nappée de crème anglaise, ou encore avec un peu de confiture.
Dia mba omeo zà e !!!!
Le pudding
Ingrédients pour 8 personnes
cuisson 45 mm à 180 ( th 6)
200g de pain
1/2 litre de lait
4 oeufs entiers
100 g de sucre
1 - Dans un saladier, faîtes tremper :
200 g de pain
+ 1/2 litre de lait
+ 4 oeufs entiers
+ 100 g de sucre
2le moule beurré de votre choix
Cuisson : 45 mm à 180 ( TH 6 ) dans four préchauffé.
Vous pouvez servir ce pudding nature ou alors avec chaque tranche dans une assiette nappée de crème anglaise, ou encore avec un peu de confiture.
Dia mba omeo zà e !!!!
6. mirianah
(
16/05/2008 09:52)
io lazainy fahamarinana io mintsy no izy fa tonga d atao anaty four kou no fanaovako azy , mba tsy ho maina lotra d hatao bebetsaka ny lait !
zay fa mazotoa homana ô !
zay fa mazotoa homana ô !
9. fahamarinana
(
16/05/2008 10:54)
:arrow: kiadi sy milaibe tendan-kanina fontsiny fa tsy mety hiasa.
mirianah :hay zay lay clé-ny ? dia ho ampiana ronono zany aloha dia ho andramana.Merci e (l)
mirianah :hay zay lay clé-ny ? dia ho ampiana ronono zany aloha dia ho andramana.Merci e (l)
10. mirianah
(
16/05/2008 11:39)
zah refa manao pudding aza , ilay mofo mafy iny hatao anaty robot na rapé na ho lasa vovony amzay tsy mila halona izany fa tonga d hatao ilay preparation lait + oeufs+ sucre dia beurré na ny moule d araraka ao anatiny ilay poudre de pain iny de lémana amlé préparation iny fotsiny , d eo no ahitana raha ho maina ilay izy na tsia , tokony ho imprégné tsara ilay poudre izany , hatao be be ranony , de zay !
andramo fa tsara , sady mety ptit dej no gouter :)
andramo fa tsara , sady mety ptit dej no gouter :)
11. ravakamalala
(
16/05/2008 14:02)
ary ahoana no atao mba hampisy an 'ilay mamy be miraikidraikitra mangirangirana eo amin ny tampony iny ?
12. fahamarinana
(
16/05/2008 14:33)
:arrow: caramel angambany ve , mbola tsy nihinana izay karazany iray izay zà ry ravakamalala (l)
13. fahamarinana
(
16/05/2008 14:37)
:arrow: ravakamalala,ity no hitako fa asa raha io ilay lazainao io na tsia. (l)
http://www.forums.supertoinette.com/recettes_102767.pudding_de_ma_maman_photos.html
http://www.forums.supertoinette.com/recettes_102767.pudding_de_ma_maman_photos.html
14. ravakamalala
(
16/05/2008 17:59)
ianao ve mbola tsy nihinana ny pudding ny "la potiniere " eo amin ny arcades analakely, eo akaikin ny air mad? tsara reto zany an! tena mmmmmm.... , tsy hiako na efa niova ny tsirony zao na tsia fa efa aman taonany maro za no tsy tao.
misaotra amin ilay rohy!
misaotra amin ilay rohy!
15. kelly13
(
16/05/2008 18:59)
miciii bcp nanome hevitra ry zareo! tsy zany mantsy fa nividy pudding "fait maison" za une fois, d nanotaniko le oul oe inn no nanaovanao ny pudding-nao? d nolazainy oe croissant ono fa tsy mahita recette tsara be @ pudding vita @ mofo mafy izy! manana recette ono izy fa tsy ao @ hitiavany azy! tsy ratsy ilay pudding vita @ croissant ms aleoko koukou le pudding nataon'i bebenay :-P
kiadi sy milaibe klou d tsy mba invités zany fa eo d faly hitavana fotsiny e! :°)
kiadi sy milaibe klou d tsy mba invités zany fa eo d faly hitavana fotsiny e! :°)
18. fahamarinana
(
17/05/2008 14:20)
:arrow: ny ahy ny puudding-ny gerb'or teny mahamasina no tena tadidiko,efa ela zany an ary tsaroako tampoka mbanin'ny tsirony. (l)
19. tslem
(
18/05/2008 21:53)
kelly13:
atsipiko sur meusseuneu v? :-D
ie,sady nôna pudding be mintsy zah zao fa alefaso haingana :-D :-D :-D