ADALADALA NY FITIA !!!

1. endrika01 ( 14/05/2008 09:10)
Asa nareo raha mba mitovy amin\'ah,fa za tia mangina mpihira vitsivitsy,isaky ny tonga ny fankalazana ny andro nahaterahan\'izy ireny dia manjoretra manirery maka coin,sady mieritreritra we raha mba izao...:P:D:lol:
novalian'i endrika01 ny 04/06/2008 11:49
2. rebeccaF ( 14/05/2008 09:52)

Tiavina amin'ny maha izy azy izy e. Izay no mety.
Fa ny miteraka fahoriana anie dia ilay tia nefa mihevi-tena hoe tsy mba tiany, na tsy fantany akory ny fitiavana azy e!
Ny miteraka fahoriana hafa koa dia mihevitra fa izay tiana dia ho an'ny tena daholo, na hiaraka amin'ny tena daholo. Sarotra be anefa izany ka izay no miteraka fahorim-panahy. Raha ny tena marina dia tsy mba fitiavana io fa fitiavan-tena.

Tsotra izany ny toro-hevitra ho anao: Tiavo amin'ny maha izy azy izy, ary tiavo araka an'izay.
3. tlay ( 14/05/2008 09:59)
ndriiiiih mapalaelo anahako ndry :( :( :(
4. Koditra ( 14/05/2008 10:05)
Endrika: Tsy azoko tsara le loha-hevitra.
5. endrika01 ( 14/05/2008 10:15)
Koditra:

Endrika: Tsy azoko tsara le loha-hevitra.



Dain,k'efa we zah wa tia mangingina,mpihira vitsivitsy,tsy eto Dago a fa aty ivelany any Europa rehetra any:-D:-D:-D
6. endrika01 ( 14/05/2008 10:17)
Koditra:

Endrika: Tsy azoko tsara le loha-hevitra.



Dain,k'efa we zah wa tia mangingina,mpihira vitsivitsy,tsy eto Dago a fa aty ivelany any Europa rehetra any:-D:-D:-D
7. ainaheri ( 14/05/2008 10:26)
Hay v ee,anorato izy kou,inn ny olana ,ra za ve tia an'i endrika d anjoretra maka coin za ? lol Anôvako deklarasio endrika kou hihi,na ho any natsy ho any alou :-D :-D :-D :-D
8. endrika01 ( 14/05/2008 11:22)
ainaheri:

Hay v ee,anorato izy kou,inn ny olana ,ra za ve tia an'i endrika d anjoretra maka coin za ? lol Anôvako deklarasio endrika kou hihi,na ho any natsy ho any alou :-D :-D :-D :-D



ainaheri>kah tsy mety raha samy ntsika fa manjary lasa saro-kenatra be zah kou,dia lasa mitsoaka lavitra be avy eo :-D:-D:-D
9. endrika01 ( 14/05/2008 11:29)
kah izay anie no mahatonga ahy hanotany hoe ny namana ve mba misy mi-
flashe @ ireny artiste ireny sa ve zah rery . :-D
10. endrika01 ( 14/05/2008 11:55)
zah zao tena mba potika be t@ Roch Voisine,Frederic FranÇois,
de Patric Bruel,Bon Jovi kounkou,hi hi hi hi,adaladala mintsy.
11. Aino ( 14/05/2008 12:57)
za zao nisy pihira gasy izay ah, toako be ny hirany fa tsy hoe izy no tiako de nataoko izay nahitana hevitra nanoratana tany de taty ahoriana aho nahazo valiny ihany de lasa nifanoratra sy nampita vaovao ny momba ny hira vaovao izy taty ahoriana. fa noho ny niova ny hirany lasa teny english de lasa tsy de tiako tsony.
12. endrika01 ( 14/05/2008 13:32)
Aino>zah akia tia andry zalahy reo miaraka @hirany,tsy hoe lay tina iarahana matory a,de zah tsy sahy manoratra,ny adresse misy de misy fa le henatra kaï kaï kaï:D:D:D
13. ainaheri ( 14/05/2008 14:37)
Fitiavana efa tsy omby tratra kou ny anareo zany ry endrika an,oul tsy hitamaso ery v d hamonoana eritreritra sy hakana coin klé :-D :-D :-D
14. tsiafoi1 ( 14/05/2008 15:36)
endrika01 koa anga diso mpakafy loatra an'ilay hira ka lasa tia tsy fidiny. Anoraty marina sitrany mba mitonitony ny afo mandoro.
15. endrika01 ( 14/05/2008 16:02)
ainaheri:
Fitiavana efa tsy omby tratra kou ny anareo zany ry endrika an,oul tsy hitamaso ery v d hamonoana eritreritra sy hakana coin klé :-D :-D :-D
Ka mba voany coup d blouse kou,angah hita e,ndrindra mou tam nampalaza andry To be 3,ny aristista malagasy tsy tononiko fa lasa mitagatag eo hi hi hi,i ainaheri zany tsy mba tratra hoatranah:-P
16. endrika01 ( 14/05/2008 16:07)
tsiafoi1:

endrika01 koa anga diso mpakafy loatra an'ilay hira ka lasa tia tsy fidiny. Anoraty marina sitrany mba mitonitony ny afo mandoro.



Tena makafy be mintsy ry tsiafoi1 a,mataotra sao tsy valiany kou,njisy mantsy:-P
17. xxxx1 ( 15/05/2008 14:10)
ny ahy Sandy Sanders tena (l) (l) :} :} :} :} :}
aho zao hividy serveta misy sariny :}
18. endrika01 ( 15/05/2008 15:35)
De poster be d be atao ao @chambre ,de vidiana avokoa ny CD Rehetra vao mivoaka,adaladala mintsy lay fitia,:-D
19. endrika01 ( 04/06/2008 11:49)
he coucou doly njay ny namana,niverina ato njay zah,
nivaly ankia ry Aino lay courrier ko ah,de nndefasany Poster
zah,de tsy nomeny ny phoniny,fa mbola miapitapita vao
azony nyhafatro amin'ny manaraka!hi hi hi,snif kely alou :cry: :wink: :cry: :cry: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.134