Mangataka tononkira
1. kalovao
(
13/05/2008 13:35)
Mba mangataka tonon' ilay hiran' i Firmin "lay Jesôsy Fitiavana, sy Matokia" raha mba misy manana azafady. Misaotra mialoha.
2. nini2008
(
13/05/2008 14:39)
za koa mitady raha mahazo ndry de mba omeo za
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0078