mampalahelo be ty tantara ity,

1. azamanadino1 ( 12/05/2008 18:31)
mampalahelo be ny fandehany tantara hitako tao aminy gazetiko,ramatoa notsatohany vadiny taminy antsy, avy eo nampisotrony asidra, ka mbola eo ampelatanany hopitaly ramatoa , otrany tena nanaitra ahy be lay izy ka miantso antsika namana gasy erantany zay mba te hanao fanampina ho azy,

lay telefona ny lay hopitaly de ity :( 033 02 29 149)
mampalahelo izy ka mba miantso antsika rehetra aho zay vonona ny hanampy ,
tsy hoe terena sanatria, fa asa famonjena izy ty

http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=20
io lay lien , ary de latsadranomaso za nahita any izy ty
ty ny adresiko msn :(milliardera@hotmail.fr) ka ze vonona de mangataka antsika namana rehetra za hitambatra de anampy azy
novalian'i endrika01 ny 18/06/2008 05:51
2. ni81 ( 12/05/2008 18:40)
Tena mampalahelo tokoa an! Ilay zaza moa izany maty e! Mahavanon-doza io toaka io fa mbola be ihany ny mpankafy na izany aza 8O
3. melody ( 12/05/2008 20:41)
tena mampalahelo tokoa ilay zava-niseho e fa raka ny tenin'i ni81, mbola velona izany ilay ramatoa? :(
4. xxx ( 13/05/2008 00:04)
...ka ho tonga any ve nefa ny vola sa hanjavona eny andalana tahaka ny nanarenana ny Rova???
5. Jeankely ( 13/05/2008 02:57)
Ny vola na manjavona aza rehefa nanolotra ianao dia afaka sy mivelatra ny sainao. Tsy resaka toaka io fa zavatra maro mitambatra vao mahavita izany ny olona. Ny toaka na mamo tapona aza mahafantatra ny rehetra ary fanahy iniana ny manompa na mamono sy miady aman'olona. Fialana sirika izany hoe tsy tompon'ny tenany izany. Tapahana ny maha-lehilahy an'i leiry raha izaho.
6. azamanadino1 ( 13/05/2008 06:48)
ny voaloha indrindra de misaotra anareo mamaly, ka eo indrindra no mahalasa saina ahona no fomba andefasana vola ho azy , fa ny fantatra de ny reniny no mikarakara anazy ary za mieritreritra hoe ary raha fanafody zay ilaina no omena azy
7. yonikafopl ( 13/05/2008 07:54)
za tsy mahita momba an le resaka akory am le rohy io :roll:
8. endrika01 ( 18/06/2008 05:51)
azamanadino1:

mampalahelo be ny fandehany tantara hitako tao aminy gazetiko,ramatoa notsatohany vadiny taminy antsy, avy eo nampisotrony asidra, ka mbola eo ampelatanany hopitaly ramatoa , otrany tena nanaitra ahy be lay izy ka miantso antsika namana gasy erantany zay mba te hanao fanampina ho azy,

lay telefona ny lay hopitaly de ity :( 033 02 29 149)
mampalahelo izy ka mba miantso antsika rehetra aho zay vonona ny hanampy ,
tsy hoe terena sanatria, fa asa famonjena izy ty

http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=20
io lay lien , ary de latsadranomaso za nahita any izy ty
ty ny adresiko msn :(milliardera@hotmail.fr) ka ze vonona de mangataka antsika namana rehetra za hitambatra de anampy azy



Tena mba mampalahelo lay toe-tsaina Malagasy Ankehitriny.Vaovao nivoaka t@ 12/05/08 izy ty รด!Zah nanokatra an le jereo eto de ny vaovao androany no hitako,hi hi hi mirary fahasitranana soamatsara ho an le ramatoa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3278