samy bandy!!!

1. unicam ( 05/05/2008 11:13)
za zany maita fa milay kou ny fitiavana entre na bandy samy bandy eh!itako fa tsisy maharatsy azay!
mahafinaritra ery ny mahita an-dry zalahy eny an_dalana zany saingy izy tsy de sahy mifampitantana fotsiny!
raha misy mba manohana ity hevitra ity de tsara!
fa aoka mba tsy hisy ny fanakianana! (l) (l) :*
novalian'i kyel ny 02/08/2017 20:59
2. ikotoleta ( 05/05/2008 11:56)
:arrow: iza ko no anohana hevitr'adala eo :lol: :x :cry: :roll: :twisted: :!: :?: :idea: :arrow: :-P
3. tess ( 05/05/2008 12:03)
samy manana ny natiorany niforonany sy ny niafaràny kosa io! tsy hevitr'adala fa refa zay ny mlety aminy inona no olana e!....
toy izany koa ny lesbienne
4. hery ( 05/05/2008 12:56)
samy manana ny mahafinaritra azy marina.
Zah ohatran'ny tsy finaritra mahita andry zalahy mifampitantana eny andalana. Le samy sipa no mahafinaritra ahy :-D

5. kiadi ( 05/05/2008 12:58)
nenah le sipa mitantana anah no tena mafinaritra anah! :-D :-D :-D
6. ainaheri ( 05/05/2008 13:01)
Tsy misy maharatsy azy fa fitiavana otran'ny fitiavana reetra iany io,fa somary hafa² @ sasany ny mijery azy,ilay tsy mifampitantana zany ndray mbola tsy sahy sehatra loatra angamba izy na mbola saro-kenatra fa le tena izy tsy menatra zany na mifanoroka eny imason'ny oul aza!!
Za tsy contre zay safidin'ny fon'ny tsi11,zay le we SAMY MANANA NY REVINY
7. milaibe ( 05/05/2008 13:15)
revy samy manana ny azy marina io fa @ le hoe tsy mbola mahita matetika ka raha sendra mahita azy mifanoroka de sadaikatra ihany,tsy contre azy akory hotran`ny samy vehivavy ihany ,tena revy samy manana ny azy
8. hery ( 05/05/2008 14:29)
Revy samy manana dia aza mifampikitikitika fotsiny :-)

Fa rehefa dinihina anie toa tsy mbola betsaka akory ny gasy homo e. Tato ho ato be dia be ny nampiasa anarana homo ao @ chat ( http://karajia.org ) kanefa nony nanokafana salon iray manokana ho azy ry zalahy tsy tonga firy akory.

Koa angamba tsy tena homo akory ry zalahy mizesta ireo. Toa izany koa, betsaka ny homo gasy mieritreritra hoe izany homo izany dia makorelina (Antaninarenina sns) kanefa tsy voatery. Misy olona tsotra, manam-pahaizana, etc. fa homo fotsiny.
9. ainaheri ( 05/05/2008 14:33)
Ka le toetsaina mbola gasy kou :-D :-D :-D Menatra ry lerony hiseho,nefa tsy itako ny olana ra zay ny fantany mety eo @ wentsikletsiny lol
10. tlay ( 05/05/2008 16:51)
ikotoleta: tsiadala iza fa samy mana ny fijeriny ny tsy1/1 dia zay ny azy no itany fa mety.
11. ikotoleta ( 05/05/2008 20:53)
tlay:

ikotoleta: tsiadala iza fa samy mana ny fijeriny ny tsy1/1 dia zay ny azy no itany fa mety.

:arrow: adala letsy zao a!

[IMG]http://hosting04.imagecross.com/image-hosting-07/5358newyorkgaypride45.jpg[/IMG]
12. pissoa ( 05/05/2008 21:17)
:-D :-D :-D :-D :-D
13. ikotoleta ( 06/05/2008 08:30)
pissoa:

:-D :-D :-D :-D :-D



:arrow: ny adalany ol no imemezana :idea: :idea: :idea:
:arrow: =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. ari.malala ( 06/05/2008 08:46)
za klou zany d contre ary contre mandrakizay zany homosexualité izany e! na lahy io na vavy tena tss tsizy ah e!
15. kelly13 ( 06/05/2008 16:47)
za indray tsy pour tsy contre ms manaja ny safidin'ny tsirairay!
16. fasaly ( 06/05/2008 17:07)
zà otran'ny kelly13 :-P
17. Bigma ( 14/05/2008 12:45)
Tsy lasa izany bandy samy bandy izany e! Aretin-tsaina io ! Mandehana any amin'ny 18 :twisted: :twisted: :twisted:
18. smnr ( 30/05/2008 16:51)
sipa betsaka eraky ny tanàna io v less
19. kyel ( 02/08/2017 20:59)
za lony manohana tanteraka e.
fa mbl sarotra ny hampalalaka izany eto amtsika e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.18