Tsy ampy torimaso sy ny vahaolana mety atao @ izany

1. niryna ( 03/05/2008 17:11)
Misy antony maro no mahatonga ny tsy fahampian-torimaso ,ny vokatra mety aterak'izany kanefa dia misy tokoa ny vahaolana mahomby azo atao ..
Inona no antony fantatrareo
Ny vokatra mety aterakany ny tsy fahampiana torimaso
Ny vaha olana ?
Lazao izay fantatrareo dia ampiko izay kely fantatro
:-* :-*
niryna
novalian'i jobamilay ny 04/08/2008 22:35
2. tlay ( 03/05/2008 20:04)
be heritrerira, aleo rai io iany no lazaiko dia ho ani namana hafa ny ambony
3. ainaheri ( 03/05/2008 20:39)
Tsy azo atao ny mihinana sakafo mavesatra @ hariva
4. fahamarinana ( 04/05/2008 09:33)
:arrow: io lazain'ny ainaheri io no vaha-olana iray dia hoe koa vao tonga ny torimaso dia akimpy ny maso,ajanona ny atao rehetra (rehefa alina io lazaiko io an ) dia avy dia mandry satria vao mi-rater ny départ hono dia izay no vita,za aloha tsy mahavita an'io indrindra rehefa misy émission tiako be zay am télé. (l)
5. Veloo ( 04/05/2008 18:19)
Nijery film nampatahotra hihihihih
6. ainaheri ( 04/05/2008 19:04)

Pti conseils pour mieux dormir au naturel

_ Omeo rivotra eo @ 2h d tps eo ny efitrano atorinao, ary fadio ny mafana loatra!!

_Maka douche mba hanalana ny charge electriques nangoninao nandritry andro tontolo,midina ny tensions @ zay,raha tsy manam-potoana enao d azo atao eo @ robinet,zany we ny avant-bras,Fadio tsy ho diso mafana loatra na mangatsiaka loatra ny rano,fa lasa au contraire

_Mba ho tonga eo @ phase d repos ny saina aman\'eritreritrao d fadio ny mijery zvtr sy mihaino(TV,Mp3,ordi sns..) Zany we zvtr mietsiketsika

_Mamaky boky tsotra fa tsy misy suspense na angoissant ireny

_Fadio ny soupe d poirô ,na kou zavapisotro manaitaitra(Thé,café,coca,alikaola,ary indrindra ny sigara) Ny thé azonao sotroina @ alina d ny(camomille,tilleul,fleur d\'oranger...) Nefa aza atao be loatra ny sotroina fa mety hanaitaitra ndray
Mirary torimaso sambatra
7. fahamarinana ( 05/05/2008 07:45)
:arrow: merci dr vieforce ,mankasitraka e (l)
8. niryna ( 09/05/2008 19:06)
tlay:

be heritrerira, aleo rai io iany no lazaiko dia ho ani namana hafa ny ambony

yap ,be eritreritra tokoa dia tsy mahita tory fa mivadibadika ,iray izay

:D
9. niryna ( 09/05/2008 19:09)
ainaheri:

Tsy azo atao ny mihinana sakafo mavesatra @ hariva

vahaolana iray tokoa io ,adin'ny efatra alohan'ny atoriana hono no mihinana sakafo alina ,raha noana eny anelanelanelany eny dia sakafo kely maiva no ohanina e ,raha mavesatry ny sakafo lava ny kibo dia ireny be kibo ireny no voikany ,ary miteraka aretina vavony koa satria tsy levona ny sakafo,ary farany manofy ratsy satria ny vatana voky tokony haka aina dia manjara mandevona sakafo ,dia lasa manofinofy ratsy eo

:D
10. niryna ( 09/05/2008 19:13)
fahamarinana:

:arrow: io lazain'ny ainaheri io no vaha-olana iray dia hoe koa vao tonga ny torimaso dia akimpy ny maso,ajanona ny atao rehetra (rehefa alina io lazaiko io an ) dia avy dia mandry satria vao mi-rater ny départ hono dia izay no vita,za aloha tsy mahavita an'io indrindra rehefa misy émission tiako be zay am télé. (l)



tonga dia midodo ainga izany
:D
raha azo ataoa dia atao mitovy ny ora andehanana matory ary ezahana ihany koa ny mahazo torimaso 6- 8 ora isan'andro,raha tsy ampy torimaso dia manomboaka mihavery tadidy ihany koa sady malaky antitra :roll: ny tsy fahampiana torimaso,tezi-dava ihany koa no mety hitranga satria tsy ni-charge tsara akory ilay vatana dia lasa indray :D
11. niryna ( 09/05/2008 19:22)
Veloo:

Nijery film nampatahotra hihihihih

8O =)) =))
veloo a !
toa lasa misy ingahy be sola ao amban'ny fandriana koa,ha,ha .Nanaraka hatrany am-pandrina ilay olon-dratsy hi,hi
lasa miverina daholo ilay film vao avy nojerena teo iny ary indraindray toa enjehiny ny tena ary mila ho tratrany mihitsy hi,hi sady mahavita hazakazaka tsy vita amin'ny fiainana andavanandro mihitsy anie rehefa enjehiny ao anaty nofy izay e :D
12. niryna ( 09/05/2008 19:36)
ainaheri:


Pti conseils pour mieux dormir au naturel

_ Omeo rivotra eo @ 2h d tps eo ny efitrano atorinao, ary fadio ny mafana loatra!!
azo atao ihany koa ny mianatra mamoaka rivotra maloto sy mampiditra rivotra madio rehefa eo am-pandriana ka tsy mahita torimaso iny ,izay faran'izay tratra no atao ary manisa ,tsy tonga any amin'ny folo akory dia efa renoka,raha kristiana dia mitadidy ny teny nomen'Atra ,tsy tonga any amin'ny farany akory dia efa izay ..

_Maka douche mba hanalana ny charge electriques nangoninao nandritry andro tontolo,midina ny tensions @ zay,raha tsy manam-potoana enao d azo atao eo @ robinet,zany we ny avant-bras,Fadio tsy ho diso mafana loatra na mangatsiaka loatra ny rano,fa lasa au contraire
noho ny vatana mila mi-relaxe tsara alohan'ny hatoriana dia fadiana ihany koa ny manao exercice alohan'ny hatory,torohevitra hitako io an,adin'ny roa mialahoha na telo akory aza no manao exercice,izaho anefa manao alohan'ny atory kanefa dia mahita torimaso ihany.

_Mba ho tonga eo @ phase d repos ny saina aman'eritreritrao d fadio ny mijery zvtr sy mihaino(TV,Mp3,ordi sns..) Zany we zvtr mietsiketsika
mihaino hira malefaka ,kanefa koa misy olona dia renoky ny torimaso eo am-pijerena TV

_Mamaky boky tsotra fa tsy misy suspense na angoissant ireny
,marina izany satraia mila fiadanan-tsaina ny tena ,mila mianatra mamela olona ihany koa ,na misy olona nahatezitra mafy iny androany dia mila mamela ilay olona ny tena"aza atao tratry ny masoandro miletika hono ny fahatezeranao"

_Fadio ny soupe d poirô ,na kou zavapisotro manaitaitra(Thé,café,coca,alikaola,ary indrindra ny sigara) Ny thé azonao sotroina @ alina d ny(camomille,tilleul,fleur d'oranger...) Nefa aza atao be loatra ny sotroina fa mety hanaitaitra ndray
Mirary torimaso sambatra
ireo rehetra ireo indrindra ny chocolat ,ny cocacola dia raha hatory hono isika amin'ny folo ohatra dia amin'ny enina hariva no farany hisotroana ireo voalaza ireo,misy olona tsy maty afo na ao am-pandriana aza ry ireto a

Misaotra betsaka ainaheri a

:-* :-*
13. niryna ( 16/05/2008 20:23)
Olona iray izay ihany hatramin'izao aloha no mba henoko hoe tsy te hatory hono izy fa satriny foana hiasa ,gyy. Hany ka very fitadidiana be ilay olona fa tsy ampy torimaso fa manao zavatra foana,tsy fantany tokoa mantsy fa ny torimaso no hitovizana amin'ny mpanan-karena.
Ireto misy ohatra vitsivitsy mety mahatonga ny torimaso lasa :
-Na inona olana amin'ny fiainana ka tsy mahita tory isika dia misy tokoa ny hevitra kely izay mety mahaomby azo atao.
* ny tebiteby sy ny ahiahy dia miteraka tsy fahazoan-torimaso ,ny olona dia mifoha amin'ny alina mitady hevitra amahana ny olana mitranga sy ny mbola tsy tonga akory.
* Ny aretim-batana ihany koa dia manaitra antsika ao anaty torimaso toy ny aretin-damosina ,ny aretin'an-doha,na inona aretina dia mahatonga antsika tsy ahitana tory rehefa mitranga ilay izy ao anaty torimaso.
*Ny zavatra misy caffeine: toy ny kafe,chocolat,ireny karazana zava-pisotro toy ny coca-cola, fanta sns,
* misy koa fanafody izay tsy mampahitatory : fanafodin'ny allergie,ny anti-depression,fanafody mampiakatra na mampidina ny tension sns,kanefa na izany aza misy fanafody mampatory toy ny fanafody kohaka ohatra sns
* Ny sakafo izay mety be siramamy
*ny fanaovana exercice alohan'ny hatory ihany koa dia tsy ahitana tory
* farany dia ny kidoro atoriana dia mety miteraka ilay tsy fahampiana torimaso
14. jobamilay ( 04/08/2008 22:35)
ainaheri:


Pti conseils pour mieux dormir au naturel
fadio ny mijery zvtr sy mihaino(Mp3,ordi sns..)
Mamaky boky tsotra fa tsy angoissant.
...ary indrindra ny sigara)

De ahoana fa ireo rehetra ireo no fanaoko? si non za tsy mahita tory!

:-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9008