machine à coudre

1. nenipita ( 02/05/2008 10:14)
salut nareo . hono hoa aiza kay no ahitana machine à coudre tsara ? mahita ihany eny @ mpivarotra eny fa tsy haiko hoe inona no marque na qualité tsara amin'izy ireny;
Misaotra
novalian'i Aliy ny 20/05/2016 13:59
2. fahamarinana ( 02/05/2008 11:31)
:arrow: http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47a192fb98760
ohatran'ny misy resaka any antaninarenina (machine pfaff io)fa tsy haiko loatra,vakio ao aloha sao mahasoa. (l)
3. belakely ( 14/05/2008 13:27)
mbola tsy nisy mafy noho ny singer akia, ny ahy efa ho 20 taona fa tsy miova mihitsy; aza adino ny mamafa sy manisy menaka matetika e na dia tsy ampiasaina aza.
4. nenipita ( 16/05/2008 06:36)
Misaotra anareo namaly hevitra
5. vahiny2004 ( 16/05/2008 07:52)
tandremo fa izaho efa nividy machine singer teo @ karana teo Analakely fa tsy nandeha mihintsy , ny pbm zareo izany tsy mety hanamboatra une fois lasany ny volanao , mody fanina fotsiny izy

ny niafarany dia ni porposer ahy ilay mpiasan'ilay karana hoe hanamboatra azy, satria hitany nampalahelo be aho nivezivezy teo nefa tsy nisy fandrosoana ny zavatra . Dia nentina tany an-trano izy dia noravàny tanteraka ilay machine dia naveriny natsangana, lery kosa aloha nahay , dia izay vao nandeha tsara.

Pièces détachées no afarany dia zareo no mi assembler azy (mety hevitra tsy dia ratsy loatra), io no nahatonga an'ilay bandy hoe nandrava an'ilay izy dia namerina azy manontolo
6. fahamarinana ( 16/05/2008 08:40)
:arrow: vahiny2004 ,ary tokony mba asiany service après vente kosa fa niala vola nefa tsy mandeha akory. :wink: (l)
7. nenipita ( 16/05/2008 08:58)
ao amiko misy machine à coudre fa tsy haiko izay probleme-ny ka izay bno mahatonga ahy manontany hoe aiza no misy ny tena tsara efa nasaiko namboarin'izay olona izay koa fa tsy tafa -e de leo be zah ka sao dia misy efa tratry ny toy izao ianareo :

mandeha ilay izy fa saingy ilay kofehy ao ambany lamba no tena mikorotam-bol be tena mifandrangondrangotra be izany nefa ny ety ambony mety tsara de refa mijery avy ety ambony ianao de otry ny hoe mety ery le izy nefa ny ao ambany ao tsy ifankahitana mihitsy .
Efa nandramana daholo hoe ny tension du fil fa eh, eh, tsy hay indtsony e

Kivy mintsy zah , Mba toroy hevitra izay mahita fa tena sahiran-tsaina e misaotra
8. fahamarinana ( 16/05/2008 10:49)
:arrow: tena tsy afaka manampy anao za nenipitia rahatoa ka efa nojerena ny tension de fil sns,tsy mahita olona mihintsy ve mba afaka manamboatra aloha fa tena spécialiste mihintsy,any dago manko mahay ry zareo fa tsy haiko hoe aiza no faleha :( ; sinon raha hividy vaovao dia io pfaff io tsara be koa sady mafy sady toa manao service après vente koa lay magasins ao antaninarenina lazain'olona io.Jereo ihany aloha dia manaova tour elaela alohan'ny tena hividianana.Mahereza e,azoko an-tsaina lay soucis fa za koa mpanjaitra dia rehefa manadala zay lay machine dia tsy hita zay atao,ny tenako moa tsy mahavatra amin'ilay manisy menaka sy manadio fa efa tena mi-coince vao mikoropaka ndray mandrava azy sns... :cry: (l)
9. vahiny2004 ( 16/05/2008 14:13)
fahamarinana:

:arrow: vahiny2004 ,ary tokony mba asiany service après vente kosa fa niala vola nefa tsy mandeha akory. :wink: (l)



Tsy fantatry ny karana izany, asa ianao na efa nividy zavatra t@ karana na tsia , fa ny azy aloa ny vola vao andramana ilay entana, dia vao mivoaka ny varavarana dia tsy misy resaka intsony
10. fahamarinana ( 16/05/2008 14:32)
:arrow: tsy mbola kah,afatsy samossa sy catless ary kimo ihany rehefa manao vacance any, :) (l)
11. vahiny2004 ( 16/05/2008 14:44)
fahamarinana:

:arrow: tsy mbola kah,afatsy samossa sy catless ary kimo ihany rehefa manao vacance any, :) (l)


ireny tsy mila service après vente :-) quoique raha sendra mahazo gastro ...
12. fahamarinana ( 16/05/2008 14:59)
:arrow: :-D :-D mbola tantara hafa ndray iny, (l)
13. vahiny2004 ( 17/05/2008 06:00)
nenipita:

ao amiko misy machine à coudre fa tsy haiko izay probleme-ny ka izay bno mahatonga ahy manontany hoe aiza no misy ny tena tsara efa nasaiko namboarin'izay olona izay koa fa tsy tafa -e de leo be zah ka sao dia misy efa tratry ny toy izao ianareo :

mandeha ilay izy fa saingy ilay kofehy ao ambany lamba no tena mikorotam-bol be tena mifandrangondrangotra be izany nefa ny ety ambony mety tsara de refa mijery avy ety ambony ianao de otry ny hoe mety ery le izy nefa ny ao ambany ao tsy ifankahitana mihitsy .
Efa nandramana daholo hoe ny tension du fil fa eh, eh, tsy hay indtsony e

Kivy mintsy zah , Mba toroy hevitra izay mahita fa tena sahiran-tsaina e misaotra


Mila mpanamboatra machine mihintsy ianao izany e, ilay olona nolazaiko hoe nanamboatra ny machine-ko azonao jerena . Izany hoe efa elabe izany , fa afaka mandeha @ Singer karana eo Analakely ianao dia manontany ilay olona miasa ao (fa tsy ilay karana akory no anontanianao a) . Hitanao ilay karana @ iny lalana misy an'i Exquis iny, fa ery @ voalohany ery izy, izy angamb ano karana voalohany @ iny lalana iny


14. Aliy ( 20/05/2016 13:59)
Salama ,
Azafady #fahamarinana?
Aiza oaiza ngah zany #FPAFF antaninarenina zany azafady?
Mbola misy machine a coudre ve ao @zao?
Misaotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.566