Mme Stangeline RALAMBOMANANA RANDRIANARISANDY, Docteur en Etudes Ibériques de l'Université de Paris Sorbonne no lasa minisitre de l'éducation nationale ary Mr Ying Vah ZAFILAHY, ingénieur des mines formé en ex-URSS et ayant un Ph.D no Vice-Ministre chargé de l'Enseignement Supérieur et de la Formation Technique et Professionnelle.
Mba misy mahalala an'ireo olona ireo ve eto ? Ary mba ahoana ny hevitrareo amin'ny nomination n'izy ireo ?
Za alou tsy mahalala ee,fa ny fahazoako ny resaka zany d tokony oul fantatra sy reo goaika pangalaboanjo reo fona no averimberina sa aona? Mba asio olom-baovao kosa eeee