NY PENTEKÔSTA(Pentecôte)
1. endrika01
(
30/04/2008 18:33)
Miarahaba ny namana tsirairay avy!Dia mirary fetin\'ny Pentekôsta.Mila ny fanampian\'ny namana!Iza amin\'ireto zavatra telo voalaza ireto no tena hamaritana ny atao hoe pentecôte é---fankalazana an\'Andriamanitra noho ny vokatry ny tany.---fanekem-pihavanana nifanaovan\'Andriamanitra sy ny vahoaka Israely tany Sinaï.---Dimampolo andro aorian\'nyPASKA ,nidinan\'ny Fanahy Masina!Tsy dia mazava amiko loatra.
novalian'i endrika01 ny 11/05/2008 12:31
4. ikaretsaka
(
30/04/2008 22:15)
"nidina izy ary nitoetra" fa tsy "nilatsaka..."
samihafa be ireo....
Nilatsahana iznay ohatran'ny hoe nilatsahan'ny varatra... nilatsaka le varatra de maty le olona na le biby de tsy nitoetra intsony le varatra..
na nilatsahan'ny taim-borona.... tsy mitoetra eo mandrakizay akory le taimborona...
indro kely iny!

5. endrika01
(
01/05/2008 03:04)
Inona kay lay fifanekena tao Sinaï?De ry zareo Israelita zany tsy mino ny nidinan\'ny Fanahy Masina t@Apostoly?Toa voalaza we fankalazany ny vokatrin\'ny tany!Misaotra!
6. Rasiligaoma
(
01/05/2008 04:11)
manao ahoana daholo indray.
ny Israelita ve Kristianina ry endrika01? izay dia mahavaly ny fanontanianao

7. endrika01
(
01/05/2008 04:21)
Rasiligaoma:
manao ahoana daholo indray.
ny Israelita ve Kristianina ry endrika01? izay dia mahavaly ny fanontanianao
Ka izay tsy fahalalako izay indrindra anié no mahatonga ahy hanotany e!
8. Rasiligaoma
(
01/05/2008 04:38)
ny anarany aza dia efa samihafa.
fa ilay fifanekena tao sinai ve no tianao asiana resaka sa ny Eglizy ortodoksa du Sinai?
Raha io no tianao resahina dia tsotsoriko:
ny Othodoxe du sinai (concil du sinai) dia Ordre Orthodoxe io taloha, ary nitokana nahaleo tena ankehitriny, na mampiasa ny fomba rehetra orthodoxe aza (izany hoe tsy mitambatra amin'ny Orthodoxe be intsony)... ao Sinai no Misy ny Monastere an'i Masimbavy Catherine no karazan'ny Vatican aminy , dia Archeveque an'i Sinai ny azy no karazan'ny papa, mampiasa ny Litorjia Byzantin sy mbola miteny Grika izy ireo rehefa manao lamesa

9. endrika01
(
01/05/2008 07:43)
Misaotra anao nanomé fanazavana fohifohy mikasika ny eglizy Orthodoxe ao Sinaï.Lay fifanekena voalaza ao @Baiboly no mba tiako ho fantatra e!Gaga aho mantsy nahita ireo voalazako ery am-piandohana,we ireo no azo hamaritana ny Pentekosta!Dia izay no ilaiko ny fanazavan\'ny namana!
10. fijo
(
01/05/2008 21:18)
ka le nidina sy nilatsaka ve,miakatra ny iray sa mitovy ny zotra alehany?
12. endrika01
(
02/05/2008 11:19)
. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 30-04-2008 20:48:44
Lohateny : Re : NY PENTEKÔSTA(Pentecôte)
Ny pentekôsta dia ny nilatsahan'ny fanahy masina t@ ireo apostoly.
3. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 01-05-2008 00:15:06
Lohateny : Re : NY PENTEKÔSTA(Pentecôte)
"nidina izy ary nitoetra" fa tsy "nilatsaka..."
samihafa be ireo....
Nilatsahana iznay ohatran'ny hoe nilatsahan'ny varatra... nilatsaka le varatra de maty le olona na le biby de tsy nitoetra intsony le varatra..
na nilatsahan'ny taim-borona.... tsy mitoetra eo mandrakizay akory le taimborona...
indro kely iny!
7. Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 01-05-2008 06:38:23
Lohateny : Re : NY PENTEKÔSTA(Pentecôte)
ny anarany aza dia efa samihafa.
fa ilay fifanekena tao sinai ve no tianao asiana resaka sa ny Eglizy ortodoksa du Sinai?
Raha io no tianao resahina dia tsotsoriko:
ny Othodoxe du sinai (concil du sinai) dia Ordre Orthodoxe io taloha, ary nitokana nahaleo tena ankehitriny, na mampiasa ny fomba rehetra orthodoxe aza (izany hoe tsy mitambatra amin'ny Orthodoxe be intsony)... ao Sinai no Misy ny Monastere an'i Masimbavy Catherine no karazan'ny Vatican aminy , dia Archeveque an'i Sinai ny azy no karazan'ny papa, mampiasa ny Litorjia Byzantin sy mbola miteny Grika izy ireo rehefa manao lamesa
(l) (l) (l)
13. niryna
(
03/05/2008 00:32)
endrika01 a> ireo voalazanao ireo no hilazana ny pentekosta,lesona lavabe io ka ezahiko ho fitinina izay fantatro.
Ao amin'ny Testamenta Taloha dia :
Ny pentokosta dia teny avy amin'ny grika "pentecoste" izy io ary ny dikany dia "the fifth day na io dimanpolo andro" taorian'ny andro firavoravoana na ny " Passover".
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LEVITIKOSY&toko=23&andininy=15-15&dika=
-
1- Fety iray nankalazan'ny Jiosy isan-taona ny vokatry ny tany izany na "Harvest Festival" no hiantsony azy,ary ny vokatry ny tany voalohany izany
8&dika=
Tsara ho fantatra aloha fa tao aorian'ny nitsanganan'i kristy dia niseho tamin'ny olona izy .
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&toko=15&andininy=6-8&dika=
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ASA&toko=1&andininy=1-5&dika=
Noraran'i kristy ny mpianany tsy ho any Jerosalema fa hiandry ny teny fikasana avy amin'ny Ray .
- dia endrika iray ihany koa ilazaina ny fiandohan'ny asan'Atra nanavotra ny fanahin'olona maro toa am-piangonana (beginning of God's harvest for souls in the world).Jiosa izay niova ho kristiana
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ASA&toko=2&andininy=1-4&dika=
Ao amin'ny Testamenta Taloha dia :
-fanekem-pihavanana nifanaovan'Andriamanitra sy ny vahoaka Israely tany Sinaï.---Dimampolo andro aorian'nyPASKA

fankalazana an'Andriamanitra noho ny vokatry ny tany.--

,nidinan'ny Fanahy Masina!

14. endrika01
(
03/05/2008 10:55)
niryna:

Misaotra an'i niryna fa tena zay vao azoko tsara lay fanazavana!
zah mantsy indraindray sarotsarotra izay ihany de tia hahafantatra foana,
satria taloha matahotra dia sytsy mba sahy manotany fa manaiky be fotsiny ihany!
(l) (l) (l)
15. niryna
(
05/05/2008 17:04)
endrika01:

---------------------------------------
Tsy misy fisaorana e,mahereza ,raha misy fantatro dia omeko foana ary ny ahy mi-base amin'ny tenin'Atra (baiboly ) satria iny no nampianarina ahy sy fantatro ary porofo azoko tsampaintanana fa tsy ny saiko sy ny reherehako akory
16. endrika01
(
08/05/2008 04:04)
niryna:Zany mihintsy e,amin\'ny fomba ahoana tokoa moa no ilazana hoe zatsy na zaroa,raha tsy efa nofakafakana sy hita fototra.Misaotra niryna a:-*:-*:-*
endrika01:--------------------------------------- Tsy misy fisaorana e,mahereza ,raha misy fantatro dia omeko foana ary ny ahy mi-base amin\'ny tenin\'Atra (baiboly ) satria iny no nampianarina ahy sy fantatro ary porofo azoko tsampaintanana fa tsy ny saiko sy ny reherehako akory
niryna:Misaotra an\'i niryna fa tena zay vao azoko tsara lay fanazavana! zah mantsy indraindray sarotsarotra izay ihany de tia hahafantatra foana, satria taloha matahotra dia sytsy mba sahy manotany fa manaiky be fotsiny ihany! (l) (l) (l)
endrika01 a> ireo voalazanao ireo no hilazana ny pentekosta,lesona lavabe io ka ezahiko ho fitinina izay fantatro. Ao amin\'ny Testamenta Taloha dia :-fanekem-pihavanana nifanaovan\'Andriamanitra sy ny vahoaka Israely tany Sinaï.---Dimampolo andro aorian\'nyPASKANy pentokosta dia teny avy amin\'ny grika \"pentecoste\" izy io ary ny dikany dia \"the fifth day na io dimanpolo andro\" taorian\'ny andro firavoravoana na ny \" Passover\". http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LEVITIKOSY&toko=23&andininy=15-15&dika= -fankalazana an\'Andriamanitra noho ny vokatry ny tany.--1- Fety iray nankalazan\'ny Jiosy isan-taona ny vokatry ny tany izany na \"Harvest Festival\" no hiantsony azy,ary ny vokatry ny tany voalohany izany 8&dika=,nidinan\'ny Fanahy Masina!Tsara ho fantatra aloha fa tao aorian\'ny nitsanganan\'i kristy dia niseho tamin\'ny olona izy . http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IKORINTIANA&toko=15&andininy=6-8&dika= http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ASA&toko=1&andininy=1-5&dika= Noraran\'i kristy ny mpianany tsy ho any Jerosalema fa hiandry ny teny fikasana avy amin\'ny Ray . - dia endrika iray ihany koa ilazaina ny fiandohan\'ny asan\'Atra nanavotra ny fanahin\'olona maro toa am-piangonana (beginning of God\'s harvest for souls in the world).Jiosa izay niova ho kristiana http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=ASA&toko=2&andininy=1-4&dika=
17. niryna
(
09/05/2008 22:52)

---------------------------------
mahereza ka ,tsy misy fisaorana fa izay mangetaheta ny tenin'Atra no omeny fanazavana ihany koa ,aza menatra ny manontany ary araho ny teny izay nomeny ka ampiharo amin'ny fiainana fa mitombona avokoa
18. endrika01
(
11/05/2008 12:31)

Misaotra an'i niryna,refa le tsotsorina anie ny fanazavana dia mahaliana e,fa ndraindray misy lava be dia masosotra kely.Mazava amiko tsara zao ireo hevitra 3 ireo kah,misaotra e
:-*