politika gasy sy ny serasera

1. rajoelina ( 25/04/2008 19:19)
ra mieritreritra ndray koa ny politika gasy hoe: fohanana ity serasera ity fa tsy tsara ho any malagasy manerantany, tahakany tarika Rossy, ny FIFA sns... de ahoana ny hevitrareo?
novalian'i kiadi ny 27/04/2008 21:41
2. mbaliana ( 25/04/2008 21:09)
lasa ny eo dia miditra ny hafa ... ny anarany fotsiny no soloina fa ny olona manao zay tiany daholo.. anga izy ity any dago ihany no azo foronina ....mba tsy lasa lavitra koa ny fisainan'ity olona ity
3. kiadi ( 25/04/2008 21:15)
elah no tokony fohanana serasera=))=))=))
4. Papoose ( 26/04/2008 02:10)
messsiii dada!!! :-*
5. rangorivao69 ( 26/04/2008 07:21)
pelaka ve ty no mipelipelika tsy mahita lazaina!!!!!!!!!))
6. lapino ( 26/04/2008 14:50)
rajoelina, tena akamako elah @ rediredy :) 8)

fa saingy zao, tsy afaka manao an'izany ny fanjakana satria tsy ao anatin'ny faritra iadidiany no misy ny server an'ny serasera. Fa ny mety azony atao dia otran'ny an'ny sinoa : ilay firewall ngezabe. Dia izay ivelan'i Dago ihany sisa no afaka mijery.
7. Cazal ( 26/04/2008 18:05)
mba dinika koa reh izany ry bandy kely tsss
8. Papoose ( 26/04/2008 22:35)
sao de mba mila manao TDM koa aza i jou ty!
9. Veloo ( 27/04/2008 01:18)
Papoose a ie tokoa wa :-D :-D :-D
10. Cazal ( 27/04/2008 07:07)
TONGA DIA MIDITRA i Cazal, inona no hanaovana resa-be.....misy fahavoazana iray trano :evil:
11. Koditra ( 27/04/2008 16:23)
rajoelina > nataony letsy ra azony natao a, ny antony @zay fotoana izay dia hoe diso malalaka loatra famoahan-kevitra, tsy mety sivanina ohatran @ TVM sy ny RNM, ny mpanao gazety mbola azon-drizalah ilàna kisa toriana refa milaza hvtra tsy revin-drizalah.
mbaliana > marina ny voalazanao, lasa ny eo, miditra ny afa na dia misolo anarana fotsiny aza. Zay no antony tsy nanafoanany azy h@ zay.
12. Papoose ( 27/04/2008 21:40)
aiza ndray hono zany voa zany ee!!
io jou tonga de mba ataovy ao ny reportazy aaa!
13. kiadi ( 27/04/2008 21:41)
rangorivao69:

pelaka ve ty no mipelipelika tsy mahita lazaina!!!!!!!!!))

mitady pelaka anga elah =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.04