Sipa any Belzika

1. ikotoleta ( 24/04/2008 15:08)
Sipa mipropose sex gratos ho an'ny bandy virjiny hono e. Et tout et tout ze ifanarahana fa mitondra kapoty. Fa zany ndray no fanaovana manif vaovao an'ny XXIs :arrow: neutralité du net

Avis ho an'i Belzika sy ny manodidina :-D :-D :-D :-D

Rovina ihany le tsy mikiloty eny faravohitra ra salopard a ? :°) :°)
novalian'i ikotoleta ny 05/05/2008 21:15
2. tess ( 24/04/2008 15:32)
asio rohy ho jerena izany sao mba afaka mijery anzany sur place ....sipa gasy sa sipa vazà io???? :°)
3. ikotoleta ( 24/04/2008 16:35)
http://www.pcinpact.com/actu/news/43284-neutralite-net-rapport-sexuel-proteger.htm
fa nga mandray sipa koa le ? 8O 8O
edit : efa misy tantarany io sipa io a
4. fasaly ( 24/04/2008 16:53)
zà ngah handeha hanin raha tsy te hijery anzany show hitan'i kotoleta izany fotsiny! mendy tsara ve alou zao kotoleta izao e! :-D

io ve de gasy e! enao marina....tsy hande hijery ndray zà
5. majakely ( 24/04/2008 19:51)
pfffffffffffff
6. Veloo ( 24/04/2008 20:04)
dia efa mivadika ny tany aman-danitra kle... :roll: :roll:
7. ialyr ( 05/05/2008 14:44)
asaivo amboariny ny sainy fa ttssssssssss :cry:
8. ikotoleta ( 05/05/2008 21:15)
Veloo:

dia efa mivadika ny tany aman-danitra kle... :roll: :roll:


:arrow :
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5469