:arrow: hono a zareo sao mba misy afaka milaza hoe tokony ohatr'inona ny vidin'ny tany tsy lavitra laotra any tananarive ny metatra ,ohatra tanimbary na tanimboly ,tsy hamoron-dalana a,misaotra zay mamally sy mety mafantatra :arrow:
tsara angamba raha faritana bebe kokoa ny zavatra tadiavinao
1 er sa 2 eme sa 3 eme plan? tongan'ny fiara sa tsia? tongan'ny rano sy ny jiro ve? mila securite ve? mila vue degagee ve sa panoramique ve .. sns....
ikalaretsaka , mazava anie zany e, tanimbary sy tanimboly zany no anontaniany amboly zany no vinavinany fa ela lasa any aminy planeta hafa,
fa zao kosa ranamana ny vidina tany de fahaizanao miady varotra ary miankina aminy emplacement fa tandremo refa mividy tany fa sao de lova ka mampididoza any toi, refa mitady toi de mijereva ao aminy site vidy varotra de mahazo torohevitra na koa wanadoo.mg de anjarany toi no mandinika raha mety lay pris zay aloha
marina daholo zany, aza adino mits ny mankany amin'ny domaine mijery ny mombamomban'ilay tany fa izao ny mpisandoka efa grave be. Any Fenoarivo any aloha mbola misy tany azo lazaina oe moramora ihany e, raha tianao. Izahay zao nahita 4 000Ar/m2 PK 18 fa asa raha akaiky aminao zany raha tsia. Ataovy oe tsy tokony hihoatra ny 20 000Ar/m2 izy raha mivoaka an'ny Tana fa raha mahery an'izay dia hitako oe lafolafo ihany :D