Toe -tsaim-boalavo ny gasy ka mila ovaina!

1. xxx ( 19/04/2008 09:34)
RADAMA II,RANAVALONA III,....simbao ,ravao ..poteho

MPANJANAKA FRANTSAY,....simbao ,ravao...

TSIRANANA,....simbao ,ravao,poteho...

RATSIRAKA,.....simbao ,ravao....

ZAFY ALBERT ,...simbao,ravao,

RAVALOMANANA ,...simbao ,poteho

TGV...simbao ,poteho

HOTEL DE VILLE ,ROVA.....simbao ,poteho

Tsy aleo ve mividy raticide fa be voalavo ny tanàna , :idea: :idea: :°)
novalian'i Jeankely ny 20/04/2008 15:37
2. ainaheri ( 19/04/2008 10:54)
d mila miova kou ny toetsain'le nanokatra dinika,resaka otr'zany d anaovana xxxx

XXXXX,....miafena,de mitenitenenena fona
XXXXXomaly,.....tsy niseo sehatra ,fafao
XXXXXandroany,.....kanosa,fafao
XXXXXrapitso,......mievera tena ,fafao

Mividiana pozim-bolavo hamafana ny volavo fa feno xxxxx ny tanàna
3. Jeankely ( 19/04/2008 13:27)
Ny voalavo samy voalavo koa mifanaitra ihany raha voazaitra ny vodin'ny iray :-D :-D :-D
4. raplou ( 20/04/2008 14:31)
Tsy ny gasy no saimboalavo,fa ny mpamitabahoaka no tsy matahotody,tsy valahara .Manararaotra ny fahantran'ny vahoaka hitadiavana seza ireo miantso ny vahoaka hanongampanjakana hatramin'izay,ary i Mada koa moa firenena mahantra hatramin'izay dia izay mpanao politika fetsifetsy,dia nameno paosy daholo teto.Vahoaka iza no tsy hanaiky rehefa hilazana hoe omeko vola ianareo fa fidio aho?Vahoaka iza no handa rehefa hilazana hoe omeko vary iray gony isambolana ianareo fa andao hiaraka amiko hanala io olona io?Vahoaka iza no hidrikina rehefa hilazana hoe amboariko ny tranonareo fa andao hiaraka amiko handrodana ny fanjakana fa tsy nanome n'inon'inona anreo io?Izany no mahtonga ny vahoaka mijaly satria voafitaka izy ireo
5. Jeankely ( 20/04/2008 15:37)
Ny adalany kosa aloha raha manaiky ny sahalan' ny ataon'ny lehilahy milaza hividy machine miampy vagon rehefa eo ambony tendrombohitra.
rehefa manaiky dia tsara izay. Taloha izay resy lasa andevo amin'izao izay tsisy loha tolorana vary ray kapoaka dia mamono ny namany avy eo mahantra maty tsisy hanina. Koa ny tsy fisian'ny saina izany. Ho anay dia lazainay tsara fa mila miezaka ary misaina fa tsy taritarihan'ny olona any @'ny tsy fantatra. Vorona eny andanitra no asiana sira.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5124