Mamono akoho
1. Belami
(
18/04/2008 23:04)
Iza amizay mipetraka aty ivelany no efa mba namono akoho atao laoka tao antranony ? Dia ny ran'akoho le araraka eo ambony vary amilay manapaka ny tendany iny dia atao rony sady asina sakamalao; :roll: :roll: :roll:
novalian'i ari.malala ny 21/04/2008 06:51
2. ainaheri
(
19/04/2008 07:04)
Za alou tsy mbola nanapaka e,zvtr hafa angamba :roll: ,Manabe raha² zany,en+ za kou rery d andé ividy akou vel. Miditra magazay za tondé mividy vita sasana tsara fotsiny d lasa zao.
Mlay marina le ran'akou afangaro vary alaindrony tsindrina pisomalao kely an hummm
Mlay marina le ran'akou afangaro vary alaindrony tsindrina pisomalao kely an hummm
3. tslem
(
19/04/2008 07:49)
ôtran mbola tsy nahita mpivarotra an'ireny akoho vel reny tokoa zah taty an,raha tsy oe mandeha any @ ferme any ambanivohitra lavitra be any angaha?raha zah Belamo raha te hamono akoho d lé borbonezy bedebe eny @ parc reny no samborina d ketrehina :-D :-D :-D
4. kelly13
(
19/04/2008 09:10)
lolll, ho anareo any antananadehibe klou d ho sarotra iany ny ahitanareo akoho vel amidy zany e! asa ra efa renareo le blague oe nasaina nanao sarisary ono ny ankizy tao @ CE1 oe manaova sarina akoho, d aile de poulet no nataony, manaova sarina vache d steak haché no nataony sary hahahahah
fa aty aminay mbola misy ny mamaono akoho satria b fermes aty, saingy tsy manao ilay fanaotsika le asina vary ny ran'ilaho d atao rony! efa notsipazako hevitra iany le rafozako oe ataovy an'izao fa matsiro b, fa tsy nety ry zareo!
fa aty aminay mbola misy ny mamaono akoho satria b fermes aty, saingy tsy manao ilay fanaotsika le asina vary ny ran'ilaho d atao rony! efa notsipazako hevitra iany le rafozako oe ataovy an'izao fa matsiro b, fa tsy nety ry zareo!
7. kiadi
(
19/04/2008 10:37)
mponon'i andohalo hatramazay niainany hono de lasa tambanivohitra tampoka! :-D :-D :-D :-D :-D
13. kiadi
(
19/04/2008 10:58)
ca c'est vrai fa matsiro aloha eh! surtout refa atao rony iny iz!! le makafoka in misotro azy hummm! hotran'ny "potion magik" mintsy :lol:
14. kelly13
(
19/04/2008 11:01)
fita, za oa talou niseo ni style b aingitraingitra b, d le refa le mivôka alina miaraka @ ankizy d mande misotro ron'akoho ery andohatapenaka na ampitatafika klou avant mande mandy, d tsy nety nisotro fa oe tsy madio etc..., farany d nisotro kely iany fa aveo oa lasa tamàna, miletra ery mahita ilay akoho rôti gasy miam miam, nôna za
15. kiadi
(
19/04/2008 11:03)
:-D :-D :-D :-D :-D
zay mipetraka eny fenoarivo fa efa nahafantatra anay farany ny pivarotra teo ampitatafika
zay mipetraka eny fenoarivo fa efa nahafantatra anay farany ny pivarotra teo ampitatafika
16. kelly13
(
19/04/2008 11:06)
ôtran'ny vôtery handalo eny iany refa ho any mada kle! henoko zany ny tsiron'ilay ron'akoho :miam: :miam:
17. kiadi
(
19/04/2008 11:11)
ka tsy de mala tsony zao ny any ko! zah tany t@ erintaona teo efa tsy de tin'ny ol firy tsony sady lasa mandreraka be ny mijanona eo fa lasa feno amboutaka be!!
19. kiadi
(
19/04/2008 11:17)
tena tsy koboko tsony fa zah tsy nadeh tsony tany!!tsy de nivôka alina fa somary nanao endrihendry kely :lol: :lol: :lol:
20. milaibe
(
19/04/2008 15:19)
Henoko io hoe nasaina nidessiné akony mpianatra fa sarin'akoho anaty barkety ireny no nidesineny,nisy mpiara-miasa amiko koa (vazah) fa noheverin'ny lery fa otrany fraise fa tsy hazo be ny letisy,zà kosa rabelami refa tafaraka @ tonton ao lille ao fa mividy akoho velona @ fermette ireny ,tripe mainty ,tena manao le revy tany @tanana reny ,café sotroina @kôpy vy iny, fa lasam-borona leitsy a ,