misy kandra any : hiditra sa tsy hiditra???

1. xxx ( 16/04/2008 14:50)
akory aby e,
mba mila hevitra kely aminareo eto @ sera anie e, miasa efa ho telo taona zà @ na Sté iray eto Tamatave, misy namako any afaka mapiditra ahy @ Dynatec, tonga de sûr fa tafiditra, ny karama 4 à 5 fois plus n'ny karamako @ izao, saingy lay izy CDD 2 ans renouvelable, ka io no mahavaky loha ahy, hiditra sa havotsotra? raha ianareo @ place-ko dia ahoana ny ataonareo?
- raha hiditra ka tapitra ny 2 taona : ho isan'ilay ho havaozina ve ny contrat-ko sa tsia??
- rah havotsitra : ny sôsy nefa tsara tena tsara be.
Meteza nareo @ toerako, @ herinadro no miditra raha tapakevitra.
Misaotra mialoha e!
2. mandrindra ( 16/04/2008 19:10)
mandehana miasa any amin'ny dynatec rehefa betsaka ny karama; manana roa taona ianao andrindrana ny après dynatec.
3. ari.malala ( 17/04/2008 07:12)
mitovy hevitra am mandrindra, d ny anampiako anazy, ataov tsara ny asa d anisan'ny renouvellé ny contrat nao d bonne chance
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4451