Tsy miala io na HIVONTO ORONA na HARARY SAINA
1. Jeankely
(
16/04/2008 13:55)
Na faly na tsy faly tsy miala io. Ny Malagasy no miteny fa tsy izy tenany. Eo io na hifamaky loha aza. :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i Jeankely ny 17/04/2008 09:05
2. rabaradaka
(
16/04/2008 14:06)
Zao dadatoa, raha mbola ry Zafy Albert sy ny ise arenina (CRN) no hitarika olona dia tsy lasa intsony, efa miova ny tendences e. Aleo olom-baovao ahay no hitarika fanonganana raha ilaina fa raha mbola ireny taloha ireny dia tsa mamely.
rabaradaka
rabaradaka
3. patrick2002
(
16/04/2008 14:53)
rabaradaka : marina izany mbola tsy misy fiabilité ireo milaza azy mpanohatra ireo ,fa raha vao misy mpitarika azony olona antoka io dia lasa izao ,efa hita aloha fa efa tsy mamy hoditra eo @ vahoaka intsony ny TIM ,efa hita izany t@ fifidianana deputé ,farany teo sy ny regional ,ary ny fifidianana Maire ,Nangala-bato ny TIM ,
Miverina t@ fanaony AREMA, sy ny PSD t@ 1er republique ,sy ny PADESM t@ androny colon ihany ,ka dia ho hita eo , efa manao angovo, dictature sisa RAVALO ,
Miverina t@ fanaony AREMA, sy ny PSD t@ 1er republique ,sy ny PADESM t@ androny colon ihany ,ka dia ho hita eo , efa manao angovo, dictature sisa RAVALO ,
4. Jeankely
(
16/04/2008 16:52)
Na mamy hoditra io, na mangidy hoditra, na manao hody araka ny tantaran-drabaradaka teo aloha, na ahoana dia manaiky nareo fa mbola tsy hita ny mpanohatra azo hitokisana. Noho izany tsy miala io ka raha mahay dia omano ny 2012 sao mibabababa eo indray hoe tsisy azo atao candidat. Sitrana angaha ny orona nivontobe iny ??? :-D :-D :-D :-D . na hitsongoloka tsy hipataloha dia eo io. :-D :-P :-P :-P :-P
6. Jeankely
(
17/04/2008 09:05)
Tsy mila mahafantatra akaiky azy aho ary tsy mitady ho fantany saingy ny mpanohatra tsy mahatafavoaka hitan'ny be sy ny maro fa tsisy hilana azy. Ireo avy TIM niala indray koa izay nahalala sy avy nilelaka tany dia anjarany ny misaina hoe fa inona no nihazona ny lohany nakany. Hatramin'izao dia tsy miala io hoy aho. Mpijery baolina fa tsy midititra kianja. :-D :-D :-D
