FOLOALINDAHY
1. zandikely
(
12/04/2008 00:43)
Fanontaniana kely izay mahalala:
1- Inona ny dikan'ny hoe Foloalindahy?
2-Iza no nampiasa io teny io voalohany?
1- Inona ny dikan'ny hoe Foloalindahy?
2-Iza no nampiasa io teny io voalohany?
novalian'i endrika01 ny 09/07/2008 10:32
2. tsiambaratelo
(
13/04/2008 11:00)
za tsy mahay fa mba tena liana ihany kou,ka raha misy namana mba afaka manampy dia vao maika tsara! =D> =D> =D>
3. endrika01
(
02/05/2008 11:39)
Io ve tsy ilazana ny tafika e!ao amin-dry zareo
Miaramila ao,tsy haiko . :?: :?: :?:
Miaramila ao,tsy haiko . :?: :?: :?:
4. fahamarinana
(
02/05/2008 13:48)
:arrow: oui,ao amin'ny tafika tokoa no fampiasana azy,par contre tsy dia haiko ny dikany aloha hatreto fa dia re isan'andro fontsiny,taloha fa izao koa aza angambany. (l)
5. endrika01
(
05/05/2008 13:15)
Mety we filohan'ny tafika an'alinalina.Zay mba mahalala ry reto mbo hasio fanazavana fanampiny!
7. Jeankely
(
15/05/2008 04:57)
Ny tafika aloha marina fa ilay Filohan'ny tafika mety diso. Raha manisa dia iray hatramin'ny folo ary mitohy zato arivo alina. Ka ny fahitako azy dia tafika maro FOLO+ALINA. Sahalan'i Arivo lahy tsy maty indray andro. Mba fijery koa ny ahy fa tsy mbola nahita tahirinkevitra. Ny tahirin-kevitra na rakitra dia olana ho an'ny Malagasy ary mino aho fa ny resaka fototeny dia tsy mitombona ho marina fa namboarina.
Sendra nandalo Madagasikara aho nahare an'i RADO nilaza hoe manam-bintana, manakatra ny kitana. Dia hoy izy hoe mifandray ny Vintana, Kintana.
Miala tsiny fa nivadika saingy aleo hiverina any amin'ny tafika andrefatanana ihany :-D :-D :-D

8. endrika01
(
15/05/2008 17:37)
T@zay mbola nianatra t@nanambatra teny io,foto-teny,tovana,tsofoka,dia tadidiko tsara f\'ilay madama niteny fa ny teny hoe VINTANA dia azo avy @ we KINTANA zany hoe mifandray ireo hoy i RADO,mijery kintana ny voyante ahalalany ny vintana (lasa hors sujet)FOLOALINDAHY zao no tadiavina!
9. ktsif
(
16/05/2008 12:40)
ny foloalindahy dia marina tokoa fa nentina nilazana ny tafika. Tamin'ny andron-dRadama I no nampiasana azy voalohany. Tamin'izany dia nisy ny fanofanana ny tafika ka lasa tena asa izany ny maha miaramila fa tsy toy ny teo aloha intsony (antsoina fotsiny ny vatan-dehilahy dia mandeha miady). Nanomboka nisy ny grady ka voninahitra no filaza azy. Ny nahatonga ilay anarana hoe foloalindahy dia tsy dia tena ny isan'ny miaramila loatra (izay teo amin'ny iray alina mahery kely teo) fa nentina nampisehoana ny hery hoe maro be ny miaramila. Ny Anglisy no nanohana ara teknika tamin'izany.
Izay fa mety misy mpahay tantara koa any afaka manamarina na mandiso io
Izay fa mety misy mpahay tantara koa any afaka manamarina na mandiso io
10. endrika01
(
09/07/2008 10:32)
ktsif:

Misaotra e nanazava!:D