ipod

1. yonikafopl ( 10/04/2008 20:37)
Tena aza imemezana za fa vendrana a :oops:
Misy namako zany mbo nihevitra fa za no mety afaka hanampy anazy, de nantsoiny nankany aminy za, nomeny ana le ipod de we iny hono mba ampidiro MP3 gasy.
Nony tonga taty antrano za de tsy hitako izay lohany sy vodiny, tsy haiko akory ny atao hampiditra hira ao anatiny.
Misy mba afaka manoro ve we inona no tokony hatao hampidirana mpe amin'io ipod io.

Misaotra mialoha.
2. kiadi ( 10/04/2008 20:49)
:* :* :* :* :*
tsy aiko le dinika fa ba te hanoroka anao @ andro alina fotsiny zah io :wink: :wink:
3. ikaretsaka ( 10/04/2008 20:52)
raha tena ipod vrai fa tsy fople.. dia mila mi connecte amin'ny itunes aloha vao afaka mampiditra hira ao anatiny
raha tsy manana itunes ianao dia mila mi telecharger any @ www.apple.com/itunes
dia vao miconnecte ipod sy itunes dia mandeha ho azy ny transfert
4. yonikafopl ( 10/04/2008 21:00)
dain kou ty kiadi , eo de manararaotra ny tsy fahaizako eo de we oroka no hanambatambazana hihihihihihih
5. yonikafopl ( 10/04/2008 21:05)
ika mcii fa aleo kalou jereko raha haiko de miverina eo za,
tsy haiko ty na fopl na vrai kleee otsan le ipod nano ny poziny a, de misy an le sary poma iny eo alohan le soratra ipod
6. kiadi ( 10/04/2008 21:07)
:* :* :* :* :* :* :* njy moa tiko ohhhhh :-D :-D :-D :-D
7. yonikafopl ( 10/04/2008 21:11)
kiadi ngoda lotra fa le be tsikitsiky kely iny nena no hummmmmm :-* :-* :-*
8. kiadi ( 10/04/2008 21:20)
iza wa tsssss! ny zanako fona no tady angalarina! avy aty wa de anamboarako de amizay tsy mitsiriritra ny bainakeliko!! :-D :-D
9. yonikafopl ( 10/04/2008 21:22)
ela be le mi download an le itunes :roll: :roll:
10. yonikafopl ( 10/04/2008 22:28)
tsssssssss
mbola handany andro hanamboatra kou ve ry kiadi aa, ze misy no aleo hifampizarana :wink:
11. kiadi ( 10/04/2008 23:08)
aleo ampina fa ny gasy ange mbola vitsy kely eh!
12. milaibe ( 11/04/2008 06:21)
Io lazain'ika io mety raha tsy contre façon le ipod lol, marina ko io volazan'i kiady io ,mbola vitsy ny gasy ha ha ha ,mahereza é
13. milaibe ( 11/04/2008 10:46)
Kay adinoko lay biz ho an'i yonika BIG BISOUS É
14. yonikafopl ( 11/04/2008 11:42)
mbola tsy nisy nataoko kalou hatramzao fa milaza ihany za ra vitako na tena tsy haiko

milaibe tssss le kiadi io nge miteniteny fona eeeee, ny gasy aza efa tsy hita ze hasiana azy kouuuu hihihihihih

De bizz kounkou toi :-* :-*
15. yonikafopl ( 11/04/2008 19:18)
ika , milaibe, msotra betsaka fa tafavokako le izy, efa feno hira le ipod :wink: :wink: faly ery za fa nisy zavabaovao haiko njay :)

Bizz be nareo :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2505