AC-MILAN naharava 4 eng ary Barça ahoana?

1. xxx ( 10/04/2008 10:14)
Raha nanaraka nareo dia diso fanantenana ny Anglisy rehetra t@ herintaona satria hoe azon'ny ny ligues des champion .Kanjo inona fa no ravan'ny Ac -milan tsikelikely .Niverina indray izy izao ary ireo Ekipa englisy tafakatra ireo ihany no mbola niverina (Liverpool-Chelsea- Manchester United) asa na hanao ahoana indray izay mba hataon'ny Barça (Barçelona) maha vita ny vitan'ny Milan Ac ve ry zareo ho ravan'ny ve ny anglisy eto sa dia handihizany ny Anglisy ny europeanina amin'ity .Homeo ary ny hevitrareo izay Maka barça .Afaka maneho ny hevitra ny koa ny anti-barça
Malalaka ny hevitra antsika mpanakafy baolina bory 2 ny sehatra
2. simplex ( 10/04/2008 10:35)

marina zany fa saingy hoe hafa ny t@ heri-taona...
... mety ho nofy atoandro ihany zany :)
3. xxx ( 10/04/2008 10:45)
nefa tandremo fa ry therry Henry ry Ronaldo , Piol ; Samuel Et'o , Messy sy ny tariny tsy hanaiky lembenana fa sahy izy ary vonona .
4. simplex ( 10/04/2008 10:58)

eny eee
fa zany hoe otran'ny efa lany atody ry lerony...
... omaly zao tsy hita ze napokan'i Henry le :)
5. rajoelina ( 10/04/2008 16:02)
xxx:
nefa tandremo fa ry therry Henry ry Ronaldo , Piol ; Samuel Et'o , Messy sy ny tariny tsy hanaiky lembenana fa sahy izy ary vonona .
Ronaldo iza alo ity tiany xxx tenenina? :)
6. Mandefitra ( 11/04/2008 11:18)
henjakenjana ny fifanandrinana Barca# manchester.
Raha ny lojika dia tafakatra manchester, raha manana an'aina hanaovana pressing h@ voalohany ka h@ farany barca vo mety handresy andrizalahy ...ho sarotsarotra ihany.
De efa mihomana ialahy Rajou, fa ho avy masiaka eo Ronaldo09 ra vo misy defaites hehehe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068