Mety efa nisy v
1. xxx
(
08/04/2008 10:26)
Ho anareo .mety efa nisy ve ny hoe lehilahy efa niaraka tamin'ny cousine.na vehivavy niaraka tamin'ny cousin possible v aloha izany .raha nisy dia mba lazao hoe
novalian'i RAKVOL ny 16/04/2008 20:42
2. xxx
(
08/04/2008 10:32)
Efa be dia be no manao an'izany, na gasy na vazaha. Kanefa dia zavatra tsy milay !!
3. simply
(
08/04/2008 11:18)
misy tokoa fa izany. Misy koa ny tsy mahafatatra hoe mpiahavana ilay olon-droa raha tsy efa anao fisehoana ny ray aman-dreny (raha vehivavy @ io efa manana anaka). Tout est possible hoy ny vahiny. Dia ambava omana am-po mieritreritra adihadiho ihany hoe iza marina ny olona iarahana...
4. xxx
(
08/04/2008 11:54)
@ cousine-nao, cousin-nao ao ve dia tsy misy mahataitra mihitsy e ? na tsy misy aza fifamborahana fitiavana mivantana, ny fihetsika dia efa fantatra eny ihany fa entina am-pahendrena ny atao ! tsy manao ny tsy tokony hatao kosa aloha e, fady tena fady !
ka asa na efa azo lazaina ve hoe "niaraka" ity resaka ity sa mba tsia ?
ka asa na efa azo lazaina ve hoe "niaraka" ity resaka ity sa mba tsia ?
5. xxx
(
08/04/2008 12:05)
Any Allemagne misy cas olona mpianadahy niteraka mihitsy zareo. T@ mbola kely dia nipetraka t@ famille d'accueil zareo nosarahina dia efa lehibe vao nifankahita dia niteraka, saingy halain'ny fanjakana ny zanany.hi passer tribunal zareo na efa ni passer :) ka tsy henoko intsony ny tohin'ny tantara aveo (mbola tsy dia ela loatra izany no niseho! 2007)
t@ reportage dia tena mbola mifankatia be ry zareo, ny mpiara-monina taminy t@ zany tsy nisy nahalala oe mpianadahy ngeh zareo reo!!!!
t@ reportage dia tena mbola mifankatia be ry zareo, ny mpiara-monina taminy t@ zany tsy nisy nahalala oe mpianadahy ngeh zareo reo!!!!
6. Gie
(
08/04/2008 12:20)
misy dia misy ny cousine miaraka @ cousin-ny vice versa. Tsy hainareo ve fa mbola misy dia misy ny lova tsy mifindra @ isika Malagasy ? Tsy dia betsaka intsony no tsy dia henoheno intsony io fa tena mbola misy.
Ny an'ny gasy agamba mbola azo lazaina hoe tabou io fa ny vazaha kosa , ary betsaka mihitsy no mbola manao an'io. Indrindra fa ry zareo "bourgeois"
Tsy misy lalàna mifehy an'io na hanan-janaka ry zareo na tsia , lova tsy mifindra e!

7. ni81
(
08/04/2008 12:29)
Nisy gasy kah! Mianadahy ny ray aman-drenin'izy ireo. Dia nivady izy, ary nisoratra tany @ kaominina fa tsy nanao mariazy tany am-piangonana. Dia niteraka mianadahy . Fa tato aoriana dia samy voan'ny aretina homa-miadana ary nampalahelo fa dia maty tanora izy ireo. Ny iray teo @ 35 taonany ary ilay vavy toa 34 taona angamba izy izay.
8. Gie
(
08/04/2008 13:10)
tsy misy hidiran'ilay hoe cousin sy cousine nivady kosa angamba ila haretina e? satria ny olombelona rehetra dia "porteur" na misy "gene" ny homa-miadana avokoa.
Saingy misy ny tsy mihetsika mihitsy io , ary misy ratsy vintana fa na dia mbola vao zaza aza dia mety mivoaka io. Na koa tsy mifidy taona io , tsy mifidy fihaviana fa rehefa te-hivoaka io dia mivoaka.

9. Veloo
(
08/04/2008 18:00)
ni81 [ Valio ] 08-04-2008 14:29:36
Lohateny : Re : Mety efa nisy v
Nisy gasy kah! Mianadahy ny ray aman-drenin'izy ireo. Dia nivady izy, ary nisoratra tany @ kaominina fa tsy nanao mariazy tany am-piangonana. Dia niteraka mianadahy . Fa tato aoriana dia samy voan'ny aretina homa-miadana ary nampalahelo fa dia maty tanora izy ireo. Ny iray teo @ 35 taonany ary ilay vavy toa 34 taona angamba izy izay.
na dia nisy ary tao @ baiboly pianadahy nivady taloha, dia ankehitriny dia tsy tsara intsony io satria jereo ny vokany io notenenin'i ni81 io...
na mifampi-cousin-cousine ko ary tsy mety...
10. todisoa2
(
09/04/2008 14:03)
xxx:
Ho anareo .mety efa nisy ve ny hoe lehilahy efa niaraka tamin'ny cousine.na vehivavy niaraka tamin'ny cousin possible v aloha izany .raha nisy dia mba lazao hoe
le iz alou somary mahatsiravina ian. Lazaiko eto anefa fa tena efa nisy. Ny masoko no nahita ary tan @ tanana no nisy le zvt
12. mmmhh
(
10/04/2008 14:32)
betsaka be le cas io, ho an'le lova tsy mifindra tsy manan-tsafidy le olona fa le manao fanahy iniana de tia andrakandrana de aveo tena roboka na koa andrakandrana fahatany fotsiny
13. Veloo
(
11/04/2008 18:43)
mmmhh [ Valio ] 10-04-2008 16:32:53
Lohateny : Re : Mety efa nisy v
betsaka be le cas io, ho an'le lova tsy mifindra tsy manan-tsafidy le olona fa le manao fanahy iniana de tia andrakandrana de aveo tena roboka na koa andrakandrana fahatany fotsiny
dia ahita ny karazana zaza tsy normal ry zareo ka
14. fenitramialifera
(
13/04/2008 14:51)
possible alou oé tsy mifankafatatr ry zareo fa raha ef fantatro b zao v oé cousin(e)-ko in d mbola iärahako ihany. zany kosa ef forcé(vad aboarna na lova tsy mifindra).ra ef nanana anaka alou aza misy miteniteny fa avelao ho b ny zaza fa tsy azo ataony mamono olona
15. RAKVOL
(
16/04/2008 20:42)
Misy tokoa zany nefa amiko olona mitovy ra aminao zany tsy azo vadiana fa misy fiatraikany daholo ny atao rehatra @fiainana......