TANTARANA BANDY MATY PAIKA IZY TY!

1. endrika01 ( 06/04/2008 18:02)
Maty paika léry satria rava ny tetika!
novalian'i endrika01 ny 08/04/2008 14:00
2. endrika01 ( 06/04/2008 18:23)
Hay mbola tsy lasa akory le izy!Ty ary,Nahita sipa milay be za omaly alina!Nentiko nisakafo hariva !Avy eo nentiko nirôzirôzy tam vam!Te hanoroka azy mafy aho!Mody niolakolana teo izy!Avy eo hanaiky ihany,saingy kosa ,vohaina hono aloha ny tafo ny vam ko!Azon lah ve é,le sipa le romantika be reny!Te hijery ny volana somambisamby hono izy é!Sss,de tsy napaninona ahy fa natomboko ny asa,tena andiny telo ve lesy zah teo foana!De namaly le namany we:Ahoana?Adiny telo be zao?Ny ahy anefa telo minitra fotsiny tonga de piouu!Ka ny an lahy ané lesy ny vam misy décapotable é!=))=))=))
3. kiadi ( 06/04/2008 18:32)
tsy mazava
4. Papoose ( 06/04/2008 18:57)
5. mirianah ( 06/04/2008 19:17)
:roll:
6. ikaretsaka ( 06/04/2008 19:34)
tsy mazava
7. endrika01 ( 06/04/2008 20:23)
Dain,zany ve?Etsy fa hazavaiko!Misy olona 3 ao @le hatsikana!Zany we le kôfa nahita sipa zay mba nahatara azy!De nasainy le sipa niara-nisakafo ariva taminy de avy eo nandé nisitaka kely ny ville,de mba te hanoroka an le sipa izy,de napifila le sipa,de nanaiky ndray fa alohan zany kosa alou hoy izy,vahao ny tafon\'ny fiaranao!Ka mety le vam anneé 60 reny le izy,de angamba notsofana ny tafo vao nisokatra!Hi hi hi,de tsy afaka nanoroka an le sipa tsony izy satry maty ny havizanana nitady hvt namohana ny tafon\'ny fiara!Donc lasa ganagana nitety asa!Ny tratra mangana ny hanina tsy azo!:-D:-D:-D
8. mirianah ( 06/04/2008 20:27)
:-D :-D :-D =)) =)) =)) =))
9. vale ( 06/04/2008 21:42)
8O 8O 8O tsy mazava :-w
10. kiadi ( 06/04/2008 21:52)
hay ve! zay vô mazava! :lol: :lol:
11. ainaheri ( 06/04/2008 22:28)
mazava d mila lalintsaina kely mamaki azy lol,anglisy le vôtiry sa inn :-D :-D :-D
12. Vitsikakely ( 07/04/2008 03:59)
Ôtraôtran\'izay mahitsy le natao- ndroky tamiko.=))
13. milaibe ( 07/04/2008 05:52)
Lany hery le kôfa d jerem-potsiny ny zvt, asivo matetika blagy ry endrika fa mampimé
14. endrika01 ( 07/04/2008 09:40)
milaibe>zany mintsy é,aleo mihomehy rarararak'ivy toy izay mimonjomonja lasa rafotsibe hi hi hi=))
15. mmmhh ( 08/04/2008 09:02)
:-D :-D :-D
de naninn zao rah mba teny ivelan'ny fiara nijery volana sy kintana????? tsy tonga de nilefa be ve le sipa mandra-panokafana an'le tafo, :-D :-D :-D
16. endrika01 ( 08/04/2008 14:00)
raha zah ny tamin'ny toeran'le sipa,de navelako rery teo!
angamba le sipa mety nijanona kou tsy afaka nandeha tongotra
fa mety le manao talon be reny! hi hi hi hi :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.17