Skype Contact

1. xxx ( 04/04/2008 16:44)
Nisy ranamana voaala tao amin'ny contacts ao amin'ny skype. Saika no-bloquer fotsiny aloha fa kay moa misy hoe remove from contact list koa :(

Misy fomba hamerenana azy ho contact ve, tsy atao kobo hoe nalana izy ? lol

Misaotra e.
novalian'i zoukimi ny 10/08/2008 21:38
2. xxx ( 04/04/2008 16:45)
Ny tiko tenenina hoe misy fichier azo hi-recuperer-na azy ohatra ? Tao amin'ny win izy no voafafa.
3. zoukimi ( 10/08/2008 21:38)
Maninona raha miditra ao amin'ny search fotsiny dia hapetrakao ao ny momba azy dia rehefa hita de enregistrena e, sa tsy mety mintsy? :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1829