GENOCIDE
1. xxx
(
02/04/2008 13:44)
- FANTATRAREO VE NY ATAO HOE "GENOCIDE" ?
- MANAO AHOANA NY HENDRINY ?
- IZA NO MI-COMMANDITER AZY ?
- INONA NO TANJONY ?
- EKEN'NY ANY GENEVE VE ZANY ? SA TSY FANTANY ?
- MANAO AHOANA NY HENDRINY ?
- IZA NO MI-COMMANDITER AZY ?
- INONA NO TANJONY ?
- EKEN'NY ANY GENEVE VE ZANY ? SA TSY FANTANY ?
novalian'i Jeankely ny 06/04/2008 12:08
11. Rground
(
05/04/2008 08:21)
xxx> Misy tianao hotantaraina ve sa mampanao fanadinana ianao sa mitsapa ny fahaizan'ny mpahay politika?
12. Jeankely
(
05/04/2008 09:39)
Vao mainka koa loza ny resak'i Rground izany. Tsy nisy filazana hoe mpahay politika fa rehefa olombelona tia hilaza izay mifanandrify @'ny eritreriny dia mandray anjara. Raha mpahay politika ve isiaka rehetra dia ho resin'i Maurice kely io ? Ao aza ny sasany hoe feno ny kapoakany leo ve dia olona mpahay politika no ataon'ny hafa mandray ny kihony araka izany. Samy mifampifazava izay hainy fa ny "Nobel Prize" Malagasy aloha dia misy tanisaiko: Tezitra, Bazylou, Naughtyboy, Badboy, Rabaradaka sy vitsivitsy. Manankarena ny Malagasy manana an'ireo :-D :-D :-D Prezida aza sahany ompaina
13. Rground
(
05/04/2008 19:32)
Ka tsy haiko hoe inona no tiana hahatongavana amin'ilay hoe inona no dikan'ny GENOCIDE ...misy tiana ho tenenina ambadik'izay ve? sa manao test fotsiny.
14. Jeankely
(
05/04/2008 23:08)
Misy hainao angaha ny any anatin'ny mpanoratra eto. Ny sasany moa dia manafosafo ny resany indraindray ary manompa indraindray ka ianao ihany no hanenina raha ny resany eo no eo ihany no arahinao.
15. Rground
(
06/04/2008 10:57)
Raha tsy mpanaraka politika ve i xxx hiresaka momban'ny GENOCIDE sy ny dikany, Nanaitra ahy mantsy ity lohahevitra ity, noheveriko hanazàva be ny tena fandehany, ka miandry anao ry xxx raha toa ianao misy hotantaraina fa mba te-hahafantatra ihany koa ny version-nao...
16. Jeankely
(
06/04/2008 12:08)
Ny mifanatsafa eto betsaka. Ny fototry ny ratsy rehetra ary tsy nihazakazahan'ny fandrosoan'ny firenena dia io samy miseho mahay politika tsy mivoaka io daholo. Na zavatra tsy hiainan'ny Malagasy tiana asisika ao anaty lohany. Ny Mpanao politika @'ny ankapobeny no resahiko fa tsy hoe mpitondra. Madagasikara manana antoko politika efa ho 200 hanao inona ? Nefa dia mihevitra dadany daholo. Antoko be nahoana mampianadratsy fotsiny.