1600 zay no tsy an'asa

1. Mandefitra ( 02/04/2008 04:58)
Voalazan ny gazety omaly, fa 700 mahery ny mpiasan'ny floreal no nalefa chomage technique mandritry ny enim-bolana.Ary asaina mametram-pialana zay mazoto.
Androany ndray de hoe 900 ny mpiasan'ny Telma horoahina.
Olona 1600 zany zao no tsy hanana asa ...
F'ahoana marina e?
novalian'i milaibe ny 02/04/2008 19:19
2. Rasiligaoma ( 02/04/2008 05:26)
ny mamorona asa tenany ihany no tena milay any e.
3. milaibe ( 02/04/2008 05:56)
Le contexte international io(marasme économique,usa locomotive sahirana t@io crise immobiliere dia ni-engendré an'izao problème isan-karazany zao,ny $ resin'i Š dia voa mafy koa ny entreprise exportatrice eropeana rehetra) effet ny mondialisation daholo io e, mbola tsy tonga bemolanga hahaha
4. zoky ( 02/04/2008 06:18)
ts hay mits e,ny ts anasa aza ts mahita ny eo amperinasa indray very asa kaiz iany ary ty, so de tokony asina fiheverana mits iz ty @ mba ahatonga sy ampazoto ny mpandraharaha vahiny ampiasa ny volany eto @ntsika e!, so misy tery2 ao, na koa ts d malalaka loatra iz @ fampiasana volany eto, ilaina @ fandrosoan toekarena ny fisian investisseur maro avy any ivelany e, manome asa maro ny teratany, tokony hampadroso koa ny toekarena, kanefa izao toa mitombo indray zany ny ts anasa, ka lasa miteraka vesatra eo fiaraha-monina sns, zay tokoa nga le oe effet ny mondialisation lazain milaibe etsy ambony kou
5. lemenakely ( 02/04/2008 06:19)
tsy ny Floréal ihany fa be dia be ny orin 'asa na fanjakàna ny privé tratra toy izao izany hoe compréssion ny isan ny mpiasa :tao ohatra ny faritanin 'ANTANANARIVO (ilay eo AMBOHIDAHY) ,ny AIR MAD ,...
6. yonikafopl ( 02/04/2008 06:27)
7. kiadi ( 02/04/2008 12:40)
eto frantsa zao ny orinasa matanjaka injija sady mapiditra mpiasa fona de ny ASSEDIC! io tsy mety voan'ny mondialisatiô zany fa mandray mpiasa fona io!! fa somary kely aloha ny karama eh! :-D :-D :-D :-D :-D

















aleo zavaiko @ ze tsy mahalala aloha le oe "ASSEDIC":organisme manome vola ho an'izay somera io! :-D :-D :-D
8. ainaheri ( 02/04/2008 14:25)
ary floreal manao inn ee mamboly vonikazo? :roll:
9. ni81 ( 02/04/2008 16:23)
Manao confection ny floreal. Tena tsy mahalala ve sa mananihany? :)
10. milaibe ( 02/04/2008 19:19)
I madagascar nampidramin\\\'i Fmi sy Banque mondiale vola dia manaraka ny projet cadre napetrany anisan\\\'izany ny io compression ny @io mpiasa mpanjakana io fa be loatra ny masse salariale,zany hoe tsy maintsy manome toky ny mpampindrana e. fa ny floréal investisseurs mauriciens ary ny usa,ue no 1clients-ny, betsaka koa ny pays (afrika na azia) misy avantages fiscaux sy mains d\\\'oeuvres qualifiés dia ny competitivité sy bénéf no mitondra ny bôlina e , na eto france ny groupe arsenor-mittal(investisseur indien) numero1 mondial @métallurgie na manao bénéf dia akatony ihany ny site tsy rentable c la vie hoy zay akama zay hahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1136