Ny dikan'ny loko

1. ari.malala ( 31/03/2008 09:09)
Miarahaba ny mpiserar ehetra,

Naika hanontany hoa za, misy dikany daolo izany ny loko eo amin'ny fiainan'ny olona? ny tiako anontaniana de zao, efa misy fahoriana ohatra, de mainty, fotsy, gris, violet zany aza efa somary rary iany no aitana anazy, de enao moa miaina anivom-piaraha-monina, ka raha sendra anya m-piasana no mahare hoe misy famangiana an-dranona hono fa namoy havana izy, nefa ny akanjonao marevaka ny lokony de tsy ho afaka hanefa ny adidy amin'ilay namana ve satria raha handeha toa ho any aminao daolo ny mason'ny olona?
novalian'i endrika01 ny 06/04/2008 13:01
2. kiadi ( 31/03/2008 10:08)
:* :* :* :* :* :* :* ari moa tiko ohhhhhh =)) =))
3. xxx ( 31/03/2008 12:04)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46bab3e69a676
4. endrika01 ( 06/04/2008 12:58)
ny manga =fanantenana!hi hi hi hi za tsy mahalala!
5. endrika01 ( 06/04/2008 13:01)
ny fantatro de hoe,refa manoratra hoan'olona dia tsy azo
ampiasaina ny MENA fa midika we: FAHATEZERANA
----ny MAINTY ndray malahelo,mbola soratra io 'zay an,

-----ny MAINTSO manantena
------ny MANGA norme be le mpanoratra!


tsy haiko e,zay no mba nambara anah! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1474