Fianarana asa

1. ftma ( 27/03/2008 08:01)
mitady Fianarana manofana ankizy @ asa ( mpanamboatra fiara, mpadoko, mpanao trano, sns ) aty Dago aho raha sendra mahita ianareo,
novalian'i rata88 ny 27/08/2015 06:48
2. ari.malala ( 27/03/2008 11:13)
salut ftma, mecanique automobile zao no mahafantatra za fa tenenina lava am radio ny pub ny, mecauto sy INA. Le INA io eo andrefanambohijanahary akaikin'ny BOA fa le mecauto ts tadidiko tsara na 67 ha izy zay, ndraso alou hiaino radio nrday d teneniko eto;)
3. Belle ( 27/03/2008 11:25)
INPF Ivato.
4. soanja ( 27/03/2008 15:49)
Toerana iray fantatro fa asa na mbola misokatra fa tena mampiofana tokoa tanora ho tantsaha maharaka ny zavamisy sy ny fivoatry ny tontolo iainana amin'izao fotoana izao. Tafiditra ao daholo ny fianarana izay ilaina momban'ny fiainan'ny tantsaha sy ny mombamomba azy, indrindra ny fitaovana ilaina sy fanamboarana azy toy ny ao an-trano: fatana mitsitsy, any an-tanimboly sy ny hafa maro ilaina amin'ny fambolena, ny fomba fananganana fiompiana sy ny fanaovana provandy sns sns.... CAPR Tsinjoezaka no anaran'ilay toerana ary ry Mopera ao Ambozontany Fianarantsoa no miandraikitra an'izany.
5. ftma ( 27/03/2008 17:45)
Misaotra anareo namaly, raha mahita ny adresy marina ianareo dia mba helefaso, misaotra mialoha
6. ikaretsaka ( 27/03/2008 18:22)
eny Bevalala eny @ ndry mompera koa, momban'ny fambolena.

io lazain'i Soanja any Tsinjoezaka io koa tena tsara

Asja ao antsirabe
7. ari.malala ( 02/04/2008 12:43)
ftma:

Misaotra anareo namaly, raha mahita ny adresy marina ianareo dia mba helefaso, misaotra mialoha



ity ny adiresin'ilay Mecauto ry ftma, 67ha Bloc 4 porte 2 tel 2262769 na 0324695421
8. ftma ( 03/04/2008 16:26)
Misaotra akia ari.malala an
Raha mba hitan'i ikaretsaka na soanja ny adresin'ilay Asja ao antsirabe fa tsy mety hitako, misaotra mialoha.
9. tsiambaratelo ( 06/04/2008 10:59)
mahaliana! =D> =D> =D>
10. endrika01 ( 19/04/2008 10:17)
dia mbola misy ny TEFISOA ihany kou ao Antsirabe.
Ampita antsinanan'ny JIRAMA. :P
11. rata88 ( 27/08/2015 06:48)

endrika01:

dia mbola misy ny TEFISOA ihany kou ao Antsirabe.
Ampita antsinanan'ny JIRAMA. :P

Tandremo ny mianatra mecanique auto na auto ecole @ ireyny CFPA ireny fa tsy manjary mihitsy a!zaho mpianatra tamin'ireny fa hatramin'izao dia tsy azoko ny diplome nefany aho afaka fanadinana tsara sady naloa vola ara-dalana .Niveau koa tena faible be!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2631