lalana momban'ny alika Ihany

1. ikaretsaka ( 23/03/2008 18:30)

Ahoana kay ny fika raha mitondra alika any M/kara?

Misy fianakaviana vazaha namana voatery hiasa any M/kara: manana alika chiens de Race maromaro izay niara lehibe taminy ry zareo , (Bullmastiffs, cane corso, dogues allemands, boxers ) nampanontany ahy fa tsy foiny hoe avela aty hono ny alikany fa tiany hanaraka azy any

Marihina fa manana ny taratasy rehetra momba azy (certificat de pedigree, taratasin'ny veterinaire, bloodlines. microchip , certificat de vaccination...) ireo alika ireo. ary tena stricte amin'izany ry zareo tompony
Ary karakarain'izy mianakavy ohatran'ny zanany sy fianakaviany.

Dia ahoana hono ny fika fampidirana ireo any M/kara? mbola tratran'ny quarantaine ve hono? sns??
2. kiadi ( 23/03/2008 19:08)
asaivo manantona ambassade na consulat malagasy ry zareo maka renseignement momban'izany
3. Ralay ( 24/03/2008 17:23)
Raha ny fahalalako azy dia tsy misy olana io rehefa complet ny taratasin'ireo alika ireo fa azony entina aradalàna any dago. Vao nisy akama mitovy cas @ io koa nitondra nankany t@ roa taona saingy 2 ihany ny azy aloha.
4. tess ( 24/03/2008 17:24)
afaka mitondra alika ka! ny compagnie andehanana no resahina fa mandoha vola arakaraka ny biby entina io...maika raha misy cage ilay biby dia vola hafa koa no haloha......raha mazava tsara ny tts rehetra momba ilay alika dia vao maika tsara.
tsy ilaina mandeha any am ambassade angamba ny fitondrana alika any madà.
5. ikaretsaka ( 24/03/2008 22:33)
Ralay> misaotra fa mazava e
tess> ilay mitondra azy efa zatra ry zareo satria alika mpandehandeha be ireo ka.. fa le hoe tsy tiany atao quarantaine ilay alika rehefa any.
ohatranao mandeha avion ihany io e, ny visa no olana eto fa tsy ny transport
6. tess ( 24/03/2008 22:47)
ka ny alika afaka ho entina fa raha ny compagnie hitondra anao no mandà hoe ts yafaka mitondra io zahay tsy ho afaka entina ny biby kou! de zay blem transport izay. fa ny alika tsy misy olana izy rahateo izany efa zàtra mitondra .
7. ikaretsaka ( 24/03/2008 23:30)
izay indray afaka ka.. izay efa hain-dreo


fa le probleme visa no olana eto fa tsy le transport... visan'alika
8. tess ( 25/03/2008 06:25)
toa tsy misy visa ka!:wink:
9. Rasiligaoma ( 28/03/2008 04:38)
sady tsara ni isian'ireny chiens de race ireny any Madagasikara.
mba manatsara ny taranaka alika gasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3588