cortège présidentiel

1. ari.malala ( 21/03/2008 14:38)
Fa maninona tokoa hoa ny cortège presidentiel (ny at Dago io teneniko io an) no mande mafy be mints e! d nefa ts voasazy zareo hoe manao exces de vitesse na d mis police de circulaton aza eo:-D:-D

D zavatra itako vao teo vao teo, nisy ranga mamo b ts mahazaka tena fa le mivilavila b ireny zany nde hiampita, d tafiapita ,gamba 10minitra izy d nandalo avy any ny mpanaraka ny prezidà mirimorimo arak'io teneniko io, ka raha sanatria moa izany nahahitsaka an'ilay rangahy ry zareo satria tsy hanana fotoana hijanonana noho ny hamafin'ny vitesse de aona? na ohatra hoe nanana reflexe iany zany tafajanona ilay teo aloha fa tena accident be matsiravina ngamba satria ny ao afara ts hahalala e?!
2. Jeankely ( 21/03/2008 15:01)
Raha maty amin'izany dia efa anjarany.=))=))=))Tsy ao Dago ihany no mirimorimo ny mpitondra Prezida. tsy haiko ny any Europe fa eo ry zalahy hilaza azy fa ny hitako aty Asia dia mitovy mandeha mafy. Ny ahy ny hitako o resahiko fa tsy ny honohono. Fa tokony andeha mora ve? f'angaha tsy harovana izy sao misy mitifitra, na mitoraka na sahala izany? Tsy tokony andeha mora izany fa izay tratra eo dia mangana. Mbola mety sady maty aza no mandoa lamandy=))=))=))Rehefa Prezida dia izay fa tsy hoe Ra-zoky @'izao irery sa nandeha miadana ny taloha?
3. kiadi ( 21/03/2008 15:29)
ka maha prezida anazy de maika lava fa asa be ange ry ari bota zany mitondra firenena zany eh!=))=))=))
4. mbaliana ( 21/03/2008 16:18)
fa angaha i ari bota??? :-/
5. Jeankely ( 21/03/2008 17:11)
Ilay nanokatra loha-hevitra ari-bota malala n'ingama angamba.=))=))=))
6. ainaheri ( 21/03/2008 20:53)
Iny ndray tsisy iadivankevitra prezida ,premnistra,mnistra,sns d manao abus aby,ary io tsy @ firenena 1 iany fa maneran-tany
7. Jeankely ( 22/03/2008 11:15)
Izany izy manerantany izany koa ahoana no ao Madagasikara ihany no andeha mora? Efa "Universal Law" izany=))=))=))
8. mmmhh ( 22/03/2008 14:45)
tsy maintsy mande mafy ireny ka; sao sanatria misy mitifitra tampoka; zany mahatonga an'le sirène na sifflet be maneno mafy e ireny mba hiatahan'ny mpanelingelina ny circulation.
9. Veloo ( 23/03/2008 00:51)
mmmhh marina izany izay ko ilay fijeriko azy
ari a
misy sirene sy zandary betsaka anie alohan'i passen'i ra prezy kosa e.
ary na aiza na aiza eto ambon;ny tany dia mirimorimo daholo ry zareo
10. Bigma ( 23/03/2008 21:08)
Izay manao ny tsy mety ihany no mahane!
Tsy hitako izay hirimorimoana mafy eo:evil::evil::evil:
11. Zina ( 24/03/2008 23:55)
bigma mba mi-evitena ny manao embouteillage ry zareo.
12. mmmhh ( 26/03/2008 13:32)
fa ny fomba fi-recruter-na ny chauffeur n'ireny fotsiny angamba test tsy test !!!! tena mila chauffeur tena ... "pilote" e!
13. ikaretsaka ( 26/03/2008 18:29)
ary ny vam indray ahoana??

14. ikaretsaka ( 26/03/2008 18:35)
ny ahy ny fahitako an'io ndray dia tokony jerena akaiky ihany ilay resaka protocole.
ny an'ny firenena sasany manko hoe ho avy raprezy na izay olo-malaza rehetra ka heure de pointe izy no mila mandalo ...dia mitady lalana hafa ry zalahy prot sy be moto hahafahana mirimorimo..

fa any amintsika le izy tena @ le ambotaka be iny indrindra no ouinouin ouin ho'zy le sirene.. miakatra trotoara aby ny pokona..

ary ireny daba miakatra trotoara ireny aza anie vokatr'ilay tsy maintsy miakatra rapida fa efa a 100 metre ny cortege no lasa manitsak'olona tsy nahy satria tratran'ny tsy nampoizina..

imagineo fotsiny hoe misy ilay mitangorongorona be ireny dia misy tary 5 any mihazakazaka sy manao hoe azafady azafady.... fa ianao ilay miala mba hanome lalana an-dry zalahy indray no mandona olona:-D
15. ari.malala ( 27/03/2008 06:41)
:-D:-D:-Dmarina mints i oan'ika hoe jerena ilay protocole io...
16. Rasiligaoma ( 01/04/2008 04:58)
magineo fotsiny hoe misy ilay mitangorongorona be ireny dia misy tary 5 any mihazakazaka sy manao hoe azafady azafady.... fa ianao ilay miala mba hanome lalana an-dry zalahy indray no mandona olona

marina
17. nefertiti3 ( 14/04/2008 11:11)
Tsy rariny amiko ilay asaina maka sisiny ny olona satria mandalo ny deba, nefa ireo vahoaka ireo mandoa hetra hanamboarana lalana fa rehefa tratry ny embouteillage izy dia tokony handray fepetra hiala mialoha any antranony fa tsy ny olona no trongisin'ireny gorille be ireny ! mba hitanareo rariny ve zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2562