Année 60 Tsimbazaza

1. xxx ( 20/03/2008 19:53)
Sao aminareo mpiserasera eto na ny reninareo , ny mpirai-tampo aminareo na koa ireo namanareo mba nisy nianatra na nampianatra tao amin'ny Centre d'Apprentissage Féminin tao Tsimbazaza tany amin'ny 1964 na 1965 tany ho any . Liana mba te hifanotra amin'izy ireo aho na dia efa fotsy volo ary .
Misaotra mialoha
novalian'i xxx ny 26/04/2008 10:31
2. Angie ( 22/03/2008 10:47)
slt xxx raha misy mahalala aza nefa tsy te hiteny fa hanao xxx dia aona? satria ianao mitady aza tsy milaza ps dia lay olona ve zany no tokony hiteny eto?

mirary paka finaritra aloha mandrapa
3. Angie ( 22/03/2008 10:48)
slt xxx raha misy mahalala aza nefa tsy te hiteny fa hanao xxx dia aona? satria ianao mitady aza tsy milaza ps dia lay olona ve zany no tokony hiteny eto?

mirary paka finaritra aloha mandrapa
4. xxx ( 22/03/2008 13:33)
Dia eto akia aloha izahay no mifanoratra fa rehefa hita fa tena mpiara-nianatra tokoa dia izay vao miditra email privé .
Misaotra amin'ny firariana natolotrao amin'izao Paska izao dia haveriko aminao . Samy ho tahian'Andriamanitra .
5. xxx ( 26/04/2008 10:31)
Aiza ianareo o ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1232