Asa ianao raha hino ahy /Black Jack

1. zazou ( 19/03/2008 13:02)
Tsy fantatro na io ny lohateny fa ilay misy hoe asa inao raha hino ahy iny sy ilay hoe: tsy aleo ve miaina @rambomanga kely sy patsa
toy izay any @havana hanimpitoloha, arahin-datsa
misaotra tompoko
novalian'i andryrabe ny 20/03/2008 11:19
2. istraky ( 20/03/2008 08:16)
Tsy haiko ny lohatenin'io hira io!!! Tsy hoe za no tsy mahafantatra fa tena hoe "Tsy haiko" , izay mihitsy no lohateniny.
3. Lejao ( 20/03/2008 10:24)
Raha mba manana ny toniny nareo de za ko mba handefaso fa otrany mba tsara le vazo miteny
4. Mandefitra ( 20/03/2008 10:57)
Zay tadidiko no omeko, misy tsy feno fa mba fenoy e ...
Tsy haiko

Asa ianao raha ohatr ahy, f’aleo mizaka tena dieny zao sao ny ao aoriana ndray no tsy zaka
Asa ianao ra hino ahy, fa mafy ..........
Tsy ilaina angamba hoy aho ..............
Mety ho maizina ny tany fa atrakao ny loha
Mety ho ratsy ny androany fa rahampitso ho soa
Na dia fadiranovana aza izy tsy hitakiky aminao ny tsy anjara
Raha mbola misy fofon’aina kely ijoroany, de aleony mijaly.

Asa ianao raha hino ahy, fa maro ireo mizaka fahoriana avy folo heny noho ianao.
Asa ianao raha hino ahy, kanefa tsy misoka-bava kely akory ireny na mitalaho.
Ezahiny tsy hisoritra @ tavany eny akory zany hakiviana
Vao maika volamena ho azy ny mangiana
Vao maika harena ho azy koa ny fihafiana
Satria efa voasoratra fa samy mba mizaka ny hazo fijaliana
Samy manana kapoaka feno hisotroana, ny rano tsy tiana.

Tsarovy ao antsaina anie,
Fa ny Havana, olon-tiana sy lalaina tsy aoz iraha-monina elabe

Manjary ireo kabary tsy valiana zay ataony no mandratra fo
Hitroatra ve ny tena mba ho aiza moa?
Hitady zay harena toa very zo
Tsy aloe ve miaina tsisy romoromo @ ravimbomanga kely sy patsa
Toy zay any @ havana hanim-pitoloha, nefa arahin-datsa
5. xxx ( 20/03/2008 11:03)
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=4962
6. andryrabe ( 20/03/2008 11:19)
lucile, midobodoboka ny fou manantena,
..
misaotra tam tsy haiko fa mbo ahoana io lucile io ndray?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088