Nenitoa Sipagasy sy Dadatoa Ravatorano

1. lazounet ( 16/03/2008 11:00)
Dia io agnay mamairigna y fierahabana @ izao andro ngaodalahy be izao.
novalian'i mihanta ny 18/03/2008 18:42
2. simplex ( 16/03/2008 12:06)

fa nanin dadatoa sy nenitoa? :P
3. sipagasy ( 16/03/2008 12:30)
eeee, da ho schoua avao ny fiarahantsika lehiretsy annn

Misaotra mankasitraka e!!!
4. ikalamako ( 16/03/2008 15:41)
ah ! soa ity fa hanao World Cup-serasera 2008 izy mitsà.
Zah koa mbola mamerina firariantsoa, hahaleo hahalasa re !:-*
5. Stretch ( 16/03/2008 17:30)
:{

simplex:
fa nanin dadatoa sy nenitoa?



eny tokoa wa ? ? ?
6. sipagasy ( 16/03/2008 17:37)
ka efa hoe fety kouuhh, hihih inona ahoana aza?!
7. Stretch ( 16/03/2008 17:54)


[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/happy-birthday-to-youuu.gif[/IMG]

azafady fa , mananiany olo de be :oops:
8. lanto ( 16/03/2008 18:42)
Bôny fety e! D mba ento zah :-p
9. Veloo ( 16/03/2008 22:03)
Dia mirary soa @ zao fetin-ny fitsigenran;ny taona zao o:-*
10. ravatorano ( 17/03/2008 05:55)
ô ralaza ah !

lé io sambon'ingahy io any tsa faka ferina hitety an'i Mania e !

Misaotra ra laza fa tena tsa vô nisy ohatsan'io hatramin'izay nahaterahana izay an ! ^:^^:^^:^

stretch < oka rangah marina an !

misaotra anareo rehetra e fa tena faly tanteraka ny tena ! tena faly aho nahita ny firariantsoa nalefanareo !
=D=D=D=D=D



11. ari.malala ( 17/03/2008 08:02)
mamerina fiarahabana sy fialana tsiny am fahatarana e hihihi, d za kou mbô ento @ io sambo io sad za ts mbola nitaigina sambo zany hatrizay niainako:P
12. rush ( 17/03/2008 10:00)
tratry ny fety ianareo,ho tahin'Andriamanitra lalandava, ho salama lalandava,dia ho tratry ny ela indrindra(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
13. glou ( 18/03/2008 12:13)
fa fety inona ehhhhh:roll::roll:, anay tsa naharaka , sady toa olona tena sady taviny no volony aby , de tratry ny fety ngodalahy be zany koa na tsy kaopy ary razoky ah,
mankalaza eh, mbola miy ray any fa aleo @ manaraka ampidiro koa izy , kaopy ianao razoky, sady tompony koa zany an!:P
14. mihanta ( 18/03/2008 18:42)
arahabaina ianareo roa.
d ho tratra antitra re ry datoa sy nenitoa ô.
mirary soa hatrany dia bonne fête
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2822