Bononoka

1. bida ( 15/03/2008 22:12)
Mahafantatra bononoka ve ianareo, tsara ny tsirony fa somary misy fofona kely. Iza no tia, ary mety misy karazanjavatra hafa ve azo hafangaro aminy hahatsara azy sy hanome fofona manintona kokoa?
2. ainaheri ( 15/03/2008 23:24)
Zay no maha bonoka azy ko...ovana atao aona ndray..otran'ny kamambera iany io lol
3. Veloo ( 16/03/2008 02:29)
za mbola tsy nihinana an;io bida...fa enoko fotsiny oe otran;ny tena misy dobera zany hono izy fa ilay olana dia ilay fofona hihihi
4. Rasiligaoma ( 16/03/2008 04:10)
ilay izy masiso iny mihitsy no maha bononoka azy
ainaheri> fourme na muenster andramana fa masiso nefa tsara
5. ainaheri ( 16/03/2008 06:48)
Rasiligaoma>> efa enoko zay ,tsy lany nama a...na mandalo ny rayon-ny fotsiny aza enao d mitambotsitra klé :-D:lol:
6. ni81 ( 16/03/2008 07:59)
Ho hanina miaraka @ voanjo izy tena tsara. Betsaka ny toerana mbola ahitana mivarotra azy any dago any.
7. tslem ( 16/03/2008 08:25)
Afabgaro @ tantely na siramamy na somary asiana sirop kely :miam::miam::miam:
8. fahamarinana ( 16/03/2008 10:43)
ni81:

Ho hanina miaraka @ voanjo izy tena tsara. Betsaka ny toerana mbola ahitana mivarotra azy any dago any.



:arrow:Oui,io mihintsy no fihinanako azy,za aloha dia TENA TIA be mihintsy e,iny no tsy ahafoizako iny lalana mankany antsirabe iny.(l)
9. tess ( 16/03/2008 10:56)
zà tsy dia tia an'ireny tamzany fotoana noho ny fofony ihany! aleo mihinana mangazo tsotra misy siramamy raha samy hihinanana ihany
10. ni81 ( 16/03/2008 11:40)
Oui,io mihintsy no fihinanako azy,za aloha dia TENA TIA be mihintsy e,iny no tsy ahafoizako iny lalana mankany antsirabe iny.

Any @ iny tsenan'Ambohimanarina iny; eny @ tsenan'i Talatamaty, Ambohidratrimo ka hatrany Mahitsy dia mivarotra azy avokoa.
zà tsy dia tia an'ireny tamzany fotoana noho ny fofony ihany! aleo mihinana mangazo tsotra misy siramamy raha samy hihinanana ihany

Ny fofony aloha ho an'izay tia azy tsy maninona fa ohatry ny mihinana fromage ihany io e! ary tena misy maha samihafa azy eo @ ny tsirony raha ampitahaina @ mangahazo tsotra kah!
11. rapala ( 16/03/2008 12:24)
iza aloha dia tsy tia bononoka noho ilay fofony e,ka na hampiarahina @ in na in mbola heno fona ilay fofony:°)
Hoy ainaheri
Zay no maha bonoka azy ko...ovana atao aona ndray..otran'ny kamambera iany io lol

ny kamambera kosa tsy mamofona toy ny bononoka e no mbola tena tsara:wink:

Hoy ni81
Ho hanina miaraka @ voanjo izy tena tsara.

tsy dia ilay hoe tsara na ratsy fa ilay fofona miintsy ange no tena tsy tanty e:D
12. melody ( 16/03/2008 16:16)
mitovy @ rapala, tsy dia tia bononoka re o!!! fa mazotoa izay tia e!
13. pissoa ( 16/03/2008 17:37)
ny bobonoka kosa ve dia ampitahaina @ fourme ry Rasiligaoma a :x:-D:-D:-D:-D:-D
14. ikaretsaka ( 16/03/2008 18:29)
rehefa mikaly hoa dia ny vava no tena mihinana fa tsy ny orona...
tsy mahavoky ny fofony:-D:-D:-D
15. yonikafopl ( 16/03/2008 18:30)
za sady mbola tsy nahita no mbola tsy nihinana,mbola tsy naheno ny fofony:(. Ny anarany de efa heno.
16. ikaretsaka ( 16/03/2008 19:48)
shefa mody any antanana ndroky shefa vokansa iny dia mankanesa any aminay dia teneno le mpitari posy na soferana taksi borosy ireny hoe "a zany le ankizy ta hihinanana bononoka " fa tonga de mahazo ndroky

Arivonimamo, Ambatolampy, Bira, sns....
17. Veloo ( 16/03/2008 22:41)
tonga dia mi-degobany kle:-D:-D:-D
18. ari.malala ( 17/03/2008 12:49)
:? mifona ah kalou rey olona amle fofona bononoka fa tena tsary tafa kaaaa! marineee!
19. ikaretsaka ( 17/03/2008 20:40)
ny vava ho'a no mihinana fa tsy ny orona:?
20. yonikafopl ( 18/03/2008 09:33)
atao otran le mihinana odikankana talou reny zany, tapenana ny orona no sady mihinana :-D:-D:-D:miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.18