taona ny prezida

1. xxx ( 11/03/2008 16:10)
mba misy mahalala ny taonan'i Didier Ratsiraka ve ianareo,mitady ny hiverenany ' au pouvoir " hono ry Ange Randrianarisoa ( Madagascar Tribune androany ), de ho lasa toa ny sovietika ve isika 80 ans ny prezida,
novalian'i Jeankely ny 24/03/2008 16:23
2. Jeankely ( 11/03/2008 17:25)
F'angaha moa rehefa mitady hiverina izy dia tsy maintsy tafaverina? Raha toa ka mafy ary matanjaka ny mpiantso azy hiverina ary atokisan'ny vahoaka izy dia izay tokoa angaha ilay hoe mihodikodina leisy.
Madagasikara io ve heverin'ny sasany tena izay eritreriny ihany no andeha ao? Mampiomehy f'angaha moa ilay vao avy nanala devoly tsy ho prezida koa manaraka eo sa tsy hitany fa mbola hisy seza hiverenan'ny voalazan'ny mpanokatra loha-hevitra? Dia izay ve ilay lalantokana lazain'i Tezitra? Be ny harary andoha amin'izany eo. Misehoa f'aza dia faly @'ity xxx ity e.
3. Veloo ( 19/03/2008 18:15)
jeankely a mety ny zanany no tiany atao przy ko zany no hiverenany hihihih
4. Jeankely ( 20/03/2008 03:14)
Inona no olana raha vitany izany. Rehefa mahay mijery ny ho aviny ny vahoaka Malagasy ka manaiky ny hiverenany dia samy mandray ny tombotsoa raha ho tsara saingy ny mampalahelo dia namerina ny avy naloany izy avy eo nalohany indray. Tsy nampahalalana ny tokony hatao ve ny vahoaka fa mpanaradrenirano? rehefa manaiky hanarandrenirano dia aleo ho samy ho hitan'ny havany eo fa mendrika azy ny vokatra ho an'ny taranany.
5. bazylou ( 24/03/2008 16:13)
ry jeanpetit tony koa dia efa olona voan'ny aza manadino mihitsy ka !!!! beeurkk:lol:
6. Jeankely ( 24/03/2008 16:23)
Raha tafaverina ny havanao dadakoto dia mifalia fa izahay aloha miala tsiny fa na mahavoa na tsy mahavoa ny eo olona vaovao no mety hampietsika ny sainay. Ankoatr'izay diska gaoka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0625