mbô ampio e!

1. tenagasy ( 10/03/2008 11:08)
Mankamamy!

Mba te-hangataka an'i Majeur 7 - Bizou Minouminouiny ao @ RVG aho nefa mahagaga fa tsy mety.

Jereko anefa toa ao anatin'ilay lisitra lava be ilay izy.

Atao ahoana kay ny fangatahana azy? Sa misy zavatra tsy arako?

Sa raha mba misy afaka mandefa an'ilay izy hoahy!

Mankasitraka mankatelina mialoha.

Mirary soa!
novalian'i tenagasy ny 10/03/2008 11:44
2. tenagasy ( 10/03/2008 11:44)
Mankamamy!

Mety kay ilay izy fa aho no diso: hay tena sarotiny ilay fikarohana à sora-baventy sy madinika.

Ao fa htandrina @ sisa.

Mankasitraka mankatelina.

Mirary soa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2609