Soeur Clara

1. yonikafopl ( 10/03/2008 09:53)
Tsy haiko we aiza no tokony hasiana ity dinika iray ity, nataoko ato ihany nefa. Tena mba ataovy serieux ry reto aaa:wink:

1-Misy mahafantatra izany Soeur Clara any Mahajanga izany ve?
2-Aiza ho aiza ao mahajanga no misy izany fonjan'ny zaza tsy ampy taona izany kay??

Misaotra .
2. fahamarinana ( 10/03/2008 10:17)
:arrow: tena ataoko sérieux fa tena tsy fantatro ndray aky na i soeur clara na ilay fonjan'ny zaza tsy ampy taona aza(l)
3. yonikafopl ( 10/03/2008 10:35)
fahamarinana :wink:

Tsy izany fa misy namako ,migadra any ny zanany 17ans hono, de izany soeur Clara zany hono no mpamangy azy any, ka mba tiako ny hifampiresaka amin'io Soeur io .
4. ari.malala ( 10/03/2008 10:54)
mirary soa hoan'ny naman'i yonika, ndraso fa mis namana ato mipetraka any Mahajanga d hanontaniako raha afaka manome fahafaham-po;)
5. fahamarinana ( 10/03/2008 11:48)
:arrow: Yonika :ah d'accord aky,soa fa eo i ari.(l)
6. yonikafopl ( 10/03/2008 12:13)
ari :wink: msii sahady aky aaa
7. ANARIM ( 10/03/2008 12:21)
ari anié ka zantil e!:-*
8. yonikafopl ( 10/03/2008 14:38)
ANARIM :wink:
9. diamondra27 ( 10/03/2008 16:41)
anoraty akia i bobone le ato am serasera a izy no any majunga sao mahalala izany
10. jeanlucarsene ( 10/03/2008 17:28)
anotanio fa misy foiben'ny masera ao mahajanga ao aiza hoe Clara
11. Aino ( 10/03/2008 19:26)
oui Noro anotaniana( bobone) raha fatany raha tsy izany koa i tiphen, misy misy ny namana avy any janga any.
12. yonikafopl ( 10/03/2008 19:38)
ok ok ,efa nanoratra any za,inoako fa hanampy ana zareo

Misaotra anareo namaly oooo:-*
13. diamondra27 ( 11/03/2008 09:26)
de mampamangy any am bobone any akia a

karakory anao laolo we
14. bobone ( 26/03/2008 04:34)
Yonika: :cry::cry: :( misaotra tsy nihafahafa e! voaray ny hafatra ary efa milamina izany e! de hampiako tokoa enao kah!izay no ilaina eto anie hifanampy e! sa ahoana!!??:-*:-*:-*

Diams: :D:D:D:D:D mbola tsara laholo !
ngôma an! hihihi:-*:-*

Ari:Misaotra akia ! mirary soa hatrany e!
Aino: ela akia zandriko izany an! mirary soa koa akia an!
Bizz:-*:-*
15. yonikafopl ( 26/03/2008 09:26)
bobone, :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
Misaotra betsaka beeeuuhh tam fanampiana sy ny mbola hanampianjy rehetra akia, tena manana namana tokoa.
16. bobone ( 27/03/2008 07:39)
Yonikafopl: tsy misy fisaorana akia aaaaa! izay kely mba nataoko no nataoko e!(l)(l) mirary azy mba hivoaka soamantsara sady ho avotra ny fanahiny no ho avotra ny vatany manontolo
bizzzzzz akia !!:-*:-*:-*:-*
17. yonikafopl ( 29/03/2008 09:02)
bobone, mciiii be de be akia aaa :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2839