asa nareo ry zalah ra efa sendra anitony..

1. naughtyboy ( 09/03/2008 16:55)
tafaresaka tsy nahy t@ oul milaza ny lasa sy ny zv itranga aho ary fa maro2 ny voalazany momba ahy no mitombona,tsy napoiziko fa sipa namana zao le izy ary nisy oh.1 zay voalazany momba ny fianakams zay nolazainy t@ teny gasy oe tandrovy tsara ny HAVANA,marihiko fa tsy tsy misy irika mihitsy ahalalany io teny HAVANA fa tsy haiko oe ahona za mo tsy mpino2 foana zany fa zay aho vao sendra ka tonga saina,mbo tantarao eto oe ze sendra andrana toy zany (tsy dadarabe akory an)
2. tess ( 09/03/2008 17:54)
tsy azo nge ry nôty lay resaka e!:-P:wink:
3. booboo ( 09/03/2008 18:26)
Nenà indray tsy tena mitovy @ ny an'i Naughtyboy fa bizarroïde koa na izany aza. Niresaka t@ zokibetoaray izay zà. Kelikely teo dia niresaka momba ny zavatra nataoko talohan'ny fihaonanay mianaka izy, dia ny fahasalamako. Gaga be zà satria marina aby ny raha nolazainy dia kay izy mahita ny " aura "-ko.
4. tess ( 09/03/2008 18:58)
hay ve e! izao vao azoko ilay dinika...
izaho efa nifampiresaka nanandrana niresaka tam lay voyant ireny....niaraka tam lay namako fa lay namako acro amlay izy, tena hinoany tanteraka io...
de mbo nanandrana aho, fa tena mpandainga velona no otran'ny manozona zany.....tssssss lazainy fa hisy fianakaviana akaiky ahy toy izao sy izao ny momba azy, ary dia ilay cousine ko akaiky no nitovy tam lay nolazainy....lazainy fa hisy zavatra hotsoahina amin'io havana akaiky io ka hitarika fahafatesana ho azy....
Iny ary fa henoko ilay cousine ko nanao hoe misy kista point noir am vatany de tsy maitsy didina hesorina hono ozy ny doc, zà tsy sahy miteny aminy na niresaka nin nin taminy fa izaho no nitaintaina be ary natahotra be! efa vaovao ratsy foana no tao andohako , inona akory, mbola velona aina ilay cousine ko no angamba efa ho 6 ans izay no nisy anzay zvtr izay.....anefa dia hoy izy hoe ato ho ato io zvtr io no hitranga:x:{
zà tsy mino an'ireny raha ny tena marina....

5. ikaretsaka ( 09/03/2008 21:02)
booboo:

Nenà indray tsy tena mitovy @ ny an'i Naughtyboy fa bizarroïde koa na izany aza. Niresaka t@ zokibetoaray izay zà. Kelikely teo dia niresaka momba ny zavatra nataoko talohan'ny fihaonanay mianaka izy, dia ny fahasalamako. Gaga be zà satria marina aby ny raha nolazainy dia kay izy mahita ny " aura "-ko.



mitovy amin'i boobooo io mihitsy..
tonga de tonga tao amin'izay tanana iray izay aho dia zavatra zarbi be mihitsy koa no nolazainy nefa olona tsary mbola fantatro hatraia le olona .
hoe efa fantany hono fa ho avy avyaho dia hanao izao eto @ tananany dia hoe izao no nandehanako dia izao aby no nentiko ato anaty kitapoko (dia tena iznay tokoa) dia izao no zavatra efa vitako.
dia za kao nifezaka kely ihany .. fa dia naka saina nilamina tsara dia nanadihady dia kay izy manana don mahita ny "ao raha"
6. simplex ( 09/03/2008 22:05)

Za ndray mifanohitra @ ireo rehetra ireo no nitranga tamiko. Misy ol manafangaro ana @ olon-kafa, ary dia tonga dia miresaka be otran'ny hoe za mintsy le ol. Efa mihoatra ny in-4 na in-5 ngamba zay ra fitadidiavako azy... hany ka mieritreritra mintsy ah hoe manana jumeaux eo @ 3 na 4 eo ho eo.
"Aza miteniteny foana" anefa no azoko ra nanotany aho hoe sao d adoptEe aza za ity... ka tsy haiko, misy ny sozie ngambany :)
7. tess ( 09/03/2008 22:07)
:-D
8. ainaheri ( 10/03/2008 05:51)
tess>> marina ny anao fa mpandainga vel reny voyant voyantn-draha reny,efa nisy fandaharana nandé momban'io(voyant),nifandrihan'lay nanao émission,lay oul natao we very ao paris,miasa mody antrano isan'andro²,d nandanana tany @ voyant mody natao we very,fa in ny navaliny fa lasa any firenena hafa izy nipetraka d avy eo ngama nitaky volabe sy nanome ny fomba² reetra hampodina an'lay bajo!!
9. Rasiligaoma ( 10/03/2008 05:55)
ny sasnay ange hainy ny sasany tsy hainy ry tess sy ry ainaheri e.
fa misy koa aloha dia tena contraire tanteraka mihitsy no avoakany e.
pur charlatan
10. mitia04 ( 10/03/2008 07:45)
za ts mba matoky an'ireny voyant sy mpisikidy sns reny, tena mpisoloky ny ankamaroany, mety oe misy milaza ny marina, fa lé misehoseho reny tena mpisoloky: Nisy namako ko tia mandé amreny, d mijery avenir, izy bevoka tamzay d nanotany oe ho teraka somantsara ve? d ie ozy lé mpisoloky, sady amzay ry reto a, vonina vomadilo no anaovany blabla be eo, vo nahita anazy za d kivy ary za saika nifamaly mintsy, d refaveo nefa lé namako saro-piterahana be, saika maty mintsy aza ra tsy natao césarienne, d mbola mino iany, aza mba minomino an'ireny!!!
11. miarina ( 10/03/2008 08:39)
Mba niezaka namaky ihany aho izany fa tsy nisy azoko izay lazainareo.

Sao dia mba tokony asiana fianarana teny malagasy aza izy ity
12. ari.malala ( 10/03/2008 08:43)
ny voyant alou za tsy mino e! ts mbona nifanena na nande t@ ireny ah fa ts mino tsotra ftsn zao, fa le olona manana don lazain'ika sy booboo, otran'ny mampatahotra izany kle :P
13. yonikafopl ( 10/03/2008 09:04)
nena njay aty aminay zany am tele le misy an le oroskopy reny, de mijery sy mihaino fona kalou za isaky ny maraina a, fa za efa kopy fa ny kontreran'ilay lazainy fona no mitranga, refa ozy we aza mivoaka ny trano fa tsy tsara ho anao ty andro anio ty, am iny za no mivoaka manao ny asako rehetra fa mande doly. Fa raha ilay izy miteny we anio dia andro tsara ho anao, vo tapitra iny de maneno tsy mijanona ny tel mitantara anzao blem sy olana rehetra tsy maintsy vahana izao.:evil:
14. Papoose ( 10/03/2008 10:55)
any dago marina v misy voyant(e) tena hoe fantatry ny ol rehetra azo aleha?
15. rohy ( 10/03/2008 12:47)
"fantaro ny zava-drehetra ary hazony mafy izay tsara"
your destiny belongs to yourself!!! have a nice day:D
16. naughtyboy ( 10/03/2008 13:17)
iny koziny ika iny oe don no azoko ekena satria tsy nangataka vola na inn le sipa namana fa nilaza tsy nanotaniana,ary vozongo tsy mahay teny gasy na kely aza fa de nolazainy tsara ny teny HAVANA sy zv hafa tsy azony antsaina..hafahafa toa sahafa toko8)
17. ari.malala ( 11/03/2008 05:53)
papoo, bedabe ny milaza tena fa voyant any am gazety any, d ndremande za nitsapa loha ftsn d niantso anle tel d ny vola ilaina hono raha hanao diag ftsn d 150 000F tamzay fotoana izay d mbol hafa kou raha haka conseil hahahaha! volako in hoa no homeko anao any antsaiko any:-D:-D:-D
18. Rasiligaoma ( 11/03/2008 05:55)
misy aloha ilay mahay mamantatra ny aura e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3459