SARIMIHETSIKA ARA-POLITIKA

1. fetrakens ( 06/03/2008 10:27)
Ahoana indray ireny Film navoakan'i Mailhol ireny e! mba mijereva zé mbola tsy nahita, fa tsy ho voatantarako eto kosa aloha le izy e! Fandroahana devoly nefa...Toa :arrow: politika be tsotra izao e!
novalian'i Jeankely ny 06/03/2008 12:01
2. Jeankely ( 06/03/2008 12:01)
Jerena aiza ary e? Toa tsy nanao Jereo eto manko nareo. Ny tariky ny avy aiza no demony dia ny aiza no mpanala. Tandremo fa miditra any amin'izay kely loha ny demony raha tafala amin'ny nisy azy=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.071