ary nakaiza lé TDM tato!!!

1. cazal ( 04/03/2008 12:40)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=2160

Politique
Partis politiques
Six nouveaux en un an
Entre 2006 et 2007 soit en l’espace d’un an, six partis politiques ont vu le jour. Il s’agit de « Transparence et Démocratie Malgache (TDM) » dont l’objectif est de « participer à la vie politique, économique et sociale de Madagascar par des moyens démocratiques et pacifiques ». De « Miharo Safidy » (MISA) qui entend « participer au développement humain, continu et durable au sein duquel il évolue ». Du « Parti Socialiste et Démocratique pour l’Union à Madagascar (PSDUM) qui roule pour la « réalisation d’une forme de vie dans la société où tous vivront ensemble, libres de toute oppression, dans la justice sociale, la solidarité et le bien-être ». De l’« Union des Sociaux Démocrates de Madagascar (USDM) qui prône le « soutien aux déshérités et opprimés ». De « Tsaradia » qui compte « concourir au développement équilibré et durable de toutes les Régions de Madagascar, œuvrer pour les droits de l’Homme et la démocratie. Et de « Droits Humains et Démocratie Madagascar (DHD) qui affirme « veiller à la mise en œuvre de l’art de gestion de l’Etat et la politique de développement économique, social et culturel selon les principes des Droits humains et de la Démocratie ». Ces partis se sont vus délivrer des récépissés par le ministère de l’Intérieur. Leurs sièges se trouvent presque tous dans des quartiers populaires de Tana comme la cité des 67 ha, Itaosy, Tsimbazaza. Seuls deux d’entre eux ont leur Q.G dans les autres Régions. A propos de Q.G, trois partis ont changé de siège durant la même période, en l’occurrence, l’AME, l’AREMA et le GRAD/Iloafo.
novalian'i aloalo ny 08/03/2008 03:48
2. Kwasi ( 04/03/2008 13:09)
Izahay koa izao andeha hanangana ny

ASM = Antoko Sosialista Malagasy

:wink:
3. lapino ( 04/03/2008 13:48)
Sosialista sy Demokraty daholo izy izany.

Tsy haiko na za irery anefa no mahita an'zany, fa toa ireny sosialista sy demokraty ireny no tena matetika loosers amin'ny demokrasia
4. ikaretsaka ( 04/03/2008 14:18)
OLP ihany no tsara
Olona Leo Politika
5. kiadi ( 04/03/2008 17:38)
miala any! miala any ! miala any be zesita eh :-D:-D:-D
6. Veloo ( 04/03/2008 18:17)
Tsy haiko na za irery anefa no mahita an'zany, fa toa ireny sosialista sy demokraty ireny no tena matetika loosers amin'ny demokrasia


marina io ka

kiadi [ Valio ] 04-03-2008 18:38:34
Lohateny : Re : ary nakaiza lé TDM tato!!!
miala any! miala any ! miala any be zesita eh


=))=))=))=))

7. Veloo ( 04/03/2008 18:19)
cazal [ Valio ] 04-03-2008 13:40:31
Lohateny : ary nakaiza lé TDM tato!!!


lasa nanidina nanao TDM :-D:-D:-D:-D
8. yonikafopl ( 04/03/2008 18:31)
za hanaraka an'i ika hanao OLP, misy fanodikodinambola ve any ry ika?????
9. ainaheri ( 04/03/2008 18:58)
toi ty ry cazal tena sanana mitsiny in zao ny idiran'ity resaka ity any @ tsikeran'ny sariko,zay le voron'azon'adala aminy,raha tsy maty....
10. tess ( 04/03/2008 19:47)
ainaheri:-D:-D:-D:-D:-D:-D
11. ainaheri ( 04/03/2008 20:16)
tess> io ndray zao atao solon'ny jereo eto jereo eto iny,jereo tsara mou e :-D:-D:-D:-D

12. yonikafopl ( 04/03/2008 21:47)
=))=))=)) mbo loza kou zany ry ainaheri ,tao am le avy mou na iny ve??? hihihihihih
13. ainaheri ( 05/03/2008 05:43)
yonika>> aza tapatsinay eo enao fa sao anahairana anà ndray klé :-D:-D:-D,toi ngah aona nataon'lery copier//coller tany io,bandy misén:roll:


Fa hono wa ry cazal ngah tsisy sary ndray ny cyclone Yvan no tsisy tohiny tsony klé?

Tena mitaraina mitsiny ny sipa tsisy sary anaovanareo azy a,ataon'i cazal in anefa ny sarindreo e"tsy azoko maintsiny" avelao zay ametraka tsikera mba ametraka ra tena malala-tsaina toi,fa tsy manidy trano isaky ny zay mietsika ity:roll:mampala:!:
14. yonikafopl ( 05/03/2008 09:21)
ainaheri aleo marina hilamm fa ra tapatsinay eto tsy hahazo fanampiana any am cazal mintsy ngambany:-D:-D

15. tsiafoi1 ( 05/03/2008 10:03)
toi ty ry cazal tena sanana mitsiny in zao ny idiran'ity resaka ity any @ tsikeran'ny sariko,zay le voron'azon'adala aminy,raha tsy maty....


Mbô mi-part kosa anie izy ry ainaheri, fa enao koa de masiaka loatra, avelao mba samy manala azy ao e!

Ny an'i toi Tonga De Manondro, Tonga De Mampiresaka, Tonga De Manaraka, milay be, betsaka ny kil

Ny an'i lery kosa Tonga De Manome information zay angamba zao no dikan'ity loha-hevitra ty,

Samy Tonga De Mankalaza ny TDM-ny zany e!
16. tsiafoi1 ( 05/03/2008 10:10)
Fanontaniana sao mba mety voavalin'ingah Cazal : IZA NO PRESIDENT ? an'le TDM "Transparence Democratie Malgache", AIZA NY FOIBENY?
17. ainaheri ( 05/03/2008 11:51)
tsiafoi,za tsy masika fa ny toetrany tsy reviko lotra,mizara in? Za ngah tsy afaka miditra eto no alefa any @ sariko klé :lol::{
18. yonikafopl ( 05/03/2008 12:02)
ainaheri ka mba nataony VIP kou zany nareo kou hihihihih:-D:-D
19. Veloo ( 06/03/2008 00:22)
ny toetrany tsy reviko lotra


ie wa lesy
20. rohy ( 06/03/2008 10:19)
nankaiza toko ary??8O8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5825