fanontaniana tsotra
2. simplex
(
03/03/2008 18:12)
eny,
ra velabelarina ny fanatanjahantena dia azo adika @ fomba tsotsotra hoe fana-boridanana-tena. Ka ra misy manala akanjo, hiboridana enao @ izay ataonao dia fanatanjahantena izany. ^:^^:^
;-)
3. xxx
(
03/03/2008 19:38)
fampitanjahantena kosa tsy fanatanjahantena e
mitanjaka != matanjaka :wink:
mitanjaka != matanjaka :wink:
4. yonikafopl
(
03/03/2008 20:01)
firaisana ara-nofo no izy fa tsy fifandraisana ara-nofo rajoelina aaa
5. xxx
(
03/03/2008 20:47)
Valiny :
Fomba fijery voalohany : eny ny valiny, satria mampihetsika ny hozatra sasantsasany @ vantan'olombelona.
Fomba fijery faharoa : tsia, satria mbola tsy misy fifaninanana manokana momba azy io ... hatr@zao aloha. Betsaka mantsy ny lalao izay tsy dia mampihetsika hozatra be loatra nefa lazaina ho "sport". Ohatra : ny petanques, fitaingenan-tsoavaly, sns : nefa dia lazaina ho "sport" ireo satria ifaninanana.
Na izany aza anefa, azoko an-tsaina ny tianao atongavana : mety asain'ny dokotera manao sport angamba ianao dia manontany tena ianao hoe : efa sport ve io zavatra fanao io :lol:. Ho valiny dia : mety ho azo lazaina ho sport izy io nefa izao : toy ny sport maro hafa dia "tsy ampy" izy io. Fanampin'izany : mifandraika @ tanjonao ve io ?
Samy manana ny sport sahaza azy mantsy ny tsirairay. Ny olona mahiahia ohatra : tsy tsara mibata fonjam-by be avy hatrany. Misy koa karazan'aretina maro izay tsy tokony anaovana firaisana ara-nofo (mba tsy hamizanana ny tena loatra), toy ny sifilisy,...
asa tao @'le nandrasanao ve ny valin-teniko sa ... de tena hors size ? :)

6. simplex
(
03/03/2008 21:00)
xxx:ze tinao ihany io fa tsy manin na tsy esorina aza ny akanjo :roll::lol::lol:
fampitanjahantena kosa tsy fanatanjahantena e
mitanjaka != matanjaka
ampidiro ny akanjon'la ry salmo fa tsy mety ony a :°)
:b:b:b:b
8. Veloo
(
03/03/2008 21:13)
yoni hihihihih
ilay spaoro malefaka dia mitovy @ nihazakazaka 10 km hono:-D:-D:-D
ka spaoro zany lesy ilay izy ry rajoelina a

10. ikaretsaka
(
04/03/2008 02:41)
xxx:
Valiny :
Fomba fijery faharoa : tsia, satria mbola tsy misy fifaninanana manokana momba azy io ... hatr@zao aloha. Betsaka mantsy ny lalao izay tsy dia mampihetsika hozatra be loatra nefa lazaina ho "sport". Ohatra : ny petanques, fitaingenan-tsoavaly, sns : nefa dia lazaina ho "sport" ireo satria ifaninanana.
misy koa... ireny anaty guiness record ireny angaha ......
13. andryrabe
(
04/03/2008 23:29)
hi hi hi hi!! spaoro mandreraka be.
reraka be avy eo de mila mihazakazaka manatanjatena indray sady mikaly tsara. tsy azo atao be loatra fa lasa fandrerahantena mihitsy aza. attention!!!!

14. tess
(
05/03/2008 10:58)
andryrabe:
hi hi hi hi!! spaoro mandreraka be.
reraka be avy eo de mila mihazakazaka manatanjatena indray sady mikaly tsara. tsy azo atao be loatra fa lasa fandrerahantena mihitsy aza. attention!!!!
an han kozy ve zany lainga be zany????:-D
15. ronaldo09
(
07/03/2008 10:35)
Leity lesy de manao fanotaniana adal mihitsy le!(azafady aloha amin'iny) Hita mihitsy hoe mpanohana ny Barca ,rehefa avy manao firaisana ialahy dia mba ndana mihazakazaka dia ho hitanao ny valiny ary ho tsapanao sy Barcan-devoly fa tsy sport velively io !
16. eisy
(
07/03/2008 11:59)
sao de hoe spaoro mampalefaka satria reheva vita io tsy de misy lôtra ny gidragidra ...raha tsy hoe vita haingana lotra angaha?