Papa

1. xxx ( 28/02/2008 13:30)
Benoit XVI et Jean Paul II
novalian'i fijo ny 05/03/2008 22:51
2. ari.malala ( 28/02/2008 14:11)
ts azoko, nanin sa manin izy ireo?
3. ikaretsaka ( 28/02/2008 14:33)
samy miteny anarana papa anankiroa hono angamba e..
Jean XXIII sy Paul VI
4. rabingogilabanga ( 28/02/2008 17:14)
ilay match ve no tian'ise ho lazaina e!Match ny science sy ny religion, averiko indray ny score :

avant 2005

pape jean paul =6
carbone = 14

resy ny mpino

depuis avril 2005

benoƮt = 16
carbone = 14

resy ny science

5. ikaretsaka ( 28/02/2008 17:20)
tsy azoko ny idiran'ny carbone @ ilay raha!

t@ andron'i papa Jean 23 izany tataka be ny score?? 23=14?
6. rabingogilabanga ( 28/02/2008 19:00)
avant 2005 manko;

papa jean paul =2
carbone =14

blague io ra-katsaka:
carbone 14, sy ny ADN no symbole ny reussite ny science
7. ikaretsaka ( 28/02/2008 19:03)
hay ve e..
ka ilay carbone 14 mijanona ho 14 foana ko
8. pissoa ( 28/02/2008 20:21)
ikaretsaka:

samy miteny anarana papa anankiroa hono angamba e..
Jean XXIII sy Paul VI


Papanay dia Papa be :-D:-D:-D:-D:-D
9. ikaretsaka ( 28/02/2008 21:01)
io tsy milaza mivantana ny tiana hahatongavana io koa anie no mahavoa anareo matetika e.
milaza va zao de ampy.. kanjo tsy ampy de tsy mihaiky hoe tsy ampy
milaza fa tsy ilaina ny zao kanjo ilaina ary izy no mila azy voalohany
8)

10. fijo ( 29/02/2008 21:31)
ity eto ity tena fametrahana resaka petatoko.tsy hay izay tian ahiavian,sy izay ten atian ahoambara;marina ny an'i pissoa,rehefa hidera papa de aleo ny papan'ny tena sy ny papan'ny papan'ny tena no ankalazaina
11. niryna ( 01/03/2008 04:52)
fijo:

ity eto ity tena fametrahana resaka petatoko.tsy hay izay tian ahiavian,sy izay ten atian ahoambara;marina ny an'i pissoa,rehefa hidera papa de aleo ny papan'ny tena sy ny papan'ny papan'ny tena no ankalazaina



=))=))
12. Rasiligaoma ( 01/03/2008 05:10)
ka tsy fantatra tokoa ny tiana hahatongavana fa anarana papa ray masina anankiroa no navoakan'ilay olona dia izay fotsiny dia ahoana?
mba concistent rehefa mamoaka hevitra e
13. fijo ( 05/03/2008 22:51)
tena te hitsako siligaoma letsy izy de izay no nataony an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6576