Solon'anarana

1. LazaDaddy ( 28/02/2008 03:08)
Veloo => Loveo
Cutie => Cuite
Ikaretsaka => Kaka re ti sa?
Pissoa => Piss oa
Fasaly => Lasa fy
Ravakamalala => Lavaka ramala
Rasiligaoma => Ra gila sima o!
Rakapy => Paraky
Ravatorano => Tavana roro

novalian'i Papoose ny 08/03/2008 23:37
2. LazaDaddy ( 28/02/2008 03:17)
LazaDaddy => Za Dadyla =))
3. Papoose ( 28/02/2008 03:51)
not funny!:roll:
4. LazaDaddy ( 28/02/2008 03:53)
Papoose => pope soap =))
5. LazaDaddy ( 28/02/2008 04:24)
p roa inahy kay: papoose => pope osa =))=))
6. Papoose ( 28/02/2008 04:37)
:-@
7. ravatorano ( 28/02/2008 05:18)
elah ty ralaza tena mahita ataoa mihitsy ah
=))=))=))=))
8. Rasiligaoma ( 28/02/2008 05:51)
Lazadaddy->zyd d Adala!
9. Rasiligaoma ( 28/02/2008 05:57)
compte et bon :lol:
10. LazaDaddy ( 28/02/2008 06:39)
ravatorano:
elah ty ralaza tena mahita ataoa mihitsy ah =))=))=))=))
tena tsy nahita natao aho ravato tamin'io dia namorona "scrables" kely aloha.


11. mmmhh ( 28/02/2008 07:14)
Ravakamalala => Lavaka ramala

lavaka malala:lol:
12. ari.malala ( 28/02/2008 07:56)
:roll:
13. ratonga ( 28/02/2008 08:08)
ari.malala-->ari-vo ari-ary:-D
vola fa tsy azo arina an!:lol:
14. mmmhh ( 28/02/2008 08:31)
ratonga => en règle (rà tonga : tonga le rà)
:-D:-D
15. pissoa ( 28/02/2008 09:27)
LazaDaddy:

Veloo => Loveo
Cutie => Cuite
Ikaretsaka => Kaka re ti sa?
Pissoa => Piss oa
Fasaly => Lasa fy
Ravakamalala => Lavaka ramala
Rasiligaoma => Ra gila sima o!
Rakapy => Paraky
Ravatorano => Tavana roro





zazzy lath :-P
16. ari.malala ( 28/02/2008 13:33)
ratonga, omeo aty ary zany vola izany e:P
17. kiadi ( 28/02/2008 15:36)
=D=D=D=D
hafa koa an
18. Veloo ( 28/02/2008 17:56)
tsy ratsy ndray iny kle :-D:-D:-D

Kiadi- diakona hihihihih:oops:

LZ misy mampime be ilay izy an :-D:-D
19. naughtyboy ( 28/02/2008 18:22)
ahan:°) mety v ny Lazadaddy=ADALA ZA D (indris)Y
scrabble io ralaza fa aza taitra an:wink::-D:-D:-D
20. ikaretsaka ( 28/02/2008 23:26)
Rasily sy Naughty...8) misopapa an

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1388