ranomaso
1. LazaDaddy
(
28/02/2008 01:01)
raha mirotsaka ho azy ve ny ranomaso dia mety hoe malahelo an'i cutie? =))=))=))=))
novalian'i cutie ny 07/03/2008 20:52
8. LazaDaddy
(
28/02/2008 03:11)
ahoana papozy? malahelo an'i cutie hono izy fa isaky ny mandeha ny resaka dia cutie foana =))=))
ikaretsaka> hatramin'ny nanaovany specialisation :)
ikaretsaka> hatramin'ny nanaovany specialisation :)
12. Papoose
(
28/02/2008 06:13)
laza, raha zany kosa de tsy mahatsiaro sambatra aho satria olona tsy fantatro enao, :roll:afatsy pseudo
14. Papoose
(
28/02/2008 06:20)
ary raha rasily v no malahelo ahy de mety ho sambatra aho eee???:-w:-P
16. Veloo
(
28/02/2008 17:36)
LazaDaddy [ Valio ] 28-02-2008 04:11:32
Lohateny : Re : ranomaso
ahoana papozy? malahelo an'i cutie hono izy fa isaky ny mandeha ny resaka dia cutie foana
ikaretsaka> hatramin'ny nanaovany specialisation
=))=))=))
17. Papoose
(
29/02/2008 08:17)
tokony asiana patiny kely ary @ le dinika ray ary ty fa mody blibla eto!!8):@
18. cutie
(
06/03/2008 22:59)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 28-02-2008 18:36:35
Lohateny : Re : ranomaso
Voalaza teo :
LazaDaddy [ Valio ] 28-02-2008 04:11:32
Lohateny : Re : ranomaso
ahoana papozy? malahelo an'i cutie hono izy fa isaky ny mandeha ny resaka dia cutie foana
veloo
ary tsy hita ndray nge ze nalehan'le be ranomaso iny :-D:-D:-D:-D:-D:-D