association diaspora!

1. badboy ( 26/02/2008 20:02)
Misy ve? Tena ilaina ve?
novalian'i badboy ny 29/02/2008 12:27
2. ikaretsaka ( 26/02/2008 20:15)
ie.. misy... dia arakarak'ilay but no ilavana azy .
ohatran'ny zanaka ampielezana rehetra ihany io ko
3. fijo ( 26/02/2008 21:59)
izay,arakaraky ny tanjonao ihany io
4. ronaldo09 ( 27/02/2008 10:28)
Fa ahoana moa no tsy ilaina ,fa ianao ihany io!!!
5. badboy ( 27/02/2008 18:34)
Ka otran'ny tsisy etsika akoatran'ny mitady sosy ny ataondreo refa mba misy!
Tsisy fanampiana ilay GVT paumé mitsy, tô ihomehezany fotsiny aza njainjay ra mitairana any @ reo sociétaire!
6. ikaretsaka ( 27/02/2008 19:18)
misy ka..
http://www.hopeformadagascar.org/

http://www.ankizy.org/

http://www.perepedro.com/amis.html


saika olona tato aby ihany no mikarakara ireo

fa saika tsy mandeha GVT mihitsy ireo hetsika na fanahy iniana tsy mandalo any fa NON Gvtale matetika
7. badboy ( 27/02/2008 22:09)
Ka le GVT lazaiko le gasy vao tonga tsy mahita izay aleha sy tsy mahalala ny trou itotonany!;-)
8. Rasiligaoma ( 28/02/2008 05:16)
iny indray hafa, samy mikarataka kely eo aby e!
indrindra raha ohatra hoe mifanalavitra ianareo samy gasy
9. booboo ( 28/02/2008 14:32)
Tadidiko tany @ région nisy anà taloha, dia ny fg katô sy protes no mifandrimbona manatona ny étudiants vao² vao tonga ireny manoro ny fikafika fatao hahamora ny fitoerana tany (fitadiavana studio, coloc, démarches adminis, meubles, mi-dépanner kely ara-bola araka, manoro dokotera malagasy any an-toerana dia mba gratos ny fizahana ara-pahasalamana sns ...).

10. ikaretsaka ( 28/02/2008 15:02)
tany amianreo ngamba ry boobs mba be diaspo.. fa rehefa tratran'ilay hoe ianao irery no gasy 100km a la ronde.
raikitra ny revy seul ko
11. badboy ( 28/02/2008 18:11)
Tadidiko tany @ région nisy anà taloha, dia ny fg katô sy protes no mifandrimbona manatona ny étudiants vao² vao tonga ireny manoro ny fikafika fatao hahamora ny fitoerana tany (fitadiavana studio, coloc, démarches adminis, meubles, mi-dépanner kely ara-bola araka, manoro dokotera malagasy any an-toerana dia mba gratos ny fizahana ara-pahasalamana sns ...).


Toerana nilatsahan'ny fanahy masina zany! Fa ny grande agglomération ( paris, marseille, lyon, tsy haiko ny any states....) tsisy info na aide fa ny manao soirée no tena talentany, izany hoe mangorombola ihany de zay, le tapaka kely vao tonga aminio ra tsisy fianakans na namana efa teo de miapanapana! Ka zay no ataoko oe ilaina atao inona ilay association!
12. ikaretsaka ( 28/02/2008 18:15)
raha izay dia tsotra hny valiny... hilaina hirevena sy hahazoana sosy ho an'ilay nanangana azy ny association
13. badboy ( 29/02/2008 09:53)
ikaretsaka:

raha izay dia tsotra hny valiny... hilaina hirevena sy hahazoana sosy ho an'ilay nanangana azy ny association


Ka inona tsony ny maha-association an'izany!
14. fahamarinana ( 29/02/2008 12:10)
:arrow: Raha za badboy manangana association ho an'ny gvt araka ny fanirinao,ny an'ny olona aleo amin'izay hananganany azy fa samy manana ny ilainy sy tadiaviny sy nanamboarany azy io.:wink:
Tsy voatery ny association irery koa anie no afaka manampy fa na ny fianakaviana,na olom-pantatra na,olon-kafa mihintsy ontsa ny situation misy e.(l)
15. badboy ( 29/02/2008 12:27)
Raha za badboy manangana association ho an'ny gvt araka ny fanirinao


Misaotsa @ le hevitsa! Fa ny blème efa nananako kou ilay hevitsa saingy ny adhérent no tsy nisy satsia tsisy karama le izy fa gratos (ny adhérent no mamatsy sôsy)! de rava ny tsena!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5838